raha hanasa hisakafo!
21. ikaretsaka
(
21/07/2007 02:45)
mandrindra:
princesseN, saosisy sy hena baolina ve mety?:wink::-D:-D
saosisy 1 sy henabaolina 2 isam-bilia
23. wooda
(
21/07/2007 19:56)
hay mba misy mpitia tsaramaso ato an! milay! :°)
De mampahery anareo ze tsy mahazaka an'io aloha eh! :(
De mampahery anareo ze tsy mahazaka an'io aloha eh! :(
24. xxx
(
21/07/2007 20:00)
mabloo:
za zany te ihinana loks sy tsaramaso ry reto ah!
hmmhh
afaka mividy looks eny @ mpivarotra ianao raha eto frantsa ary misy ny tsaramaso e!
io no laokako androany fa tsara an!
25. lapino
(
22/07/2007 08:31)
pissoa, masaka ka. Ef' fôvin'tany kosa no vita ny guerre de feu ve de mbola hianona amin'ny vinaigitra ihany ? :-P:-D
26. meva2
(
23/07/2007 09:02)
bjr doly doly!!
Ny ahy rehefa sakafo malgasy dia tiako daholo, tsy asiana entrée, dia dessert tsotra !!! indrindra moa fa ny anamadinika sy henankisoa, misy sakamalao sy tongolo gasy!!! Tsy adino ny sakay sy lasary voatabia!!
Avy eo café mafana tsara!!
Ny ahy rehefa sakafo malgasy dia tiako daholo, tsy asiana entrée, dia dessert tsotra !!! indrindra moa fa ny anamadinika sy henankisoa, misy sakamalao sy tongolo gasy!!! Tsy adino ny sakay sy lasary voatabia!!
Avy eo café mafana tsara!!
27. mabloo
(
23/07/2007 11:25)
xxx:efa tena mpanao loks tokoa e!atao am le fahandrondry zalahy eo behoririka e!
hmhh!milay be
mazotoa homana e!
hmhh!milay be
mazotoa homana e!
28. johnnyandri
(
24/07/2007 09:30)
nena ndray ravitoto sy henakisoa matavybe, na tsaramaso maina sy rambonomby, reveko koa ny anamamyritra, na henakisoa sy anamadinika. Kay mba antsoiy za ra misy ao e. az hadino fotsiny ny lasary voatabia an, mmmhh nona be aho zaanykle...:P
29. mandrindra
(
25/07/2007 16:25)
ikaretsaka:
mandrindra:
princesseN, saosisy sy hena baolina ve mety?:wink::-D:-D
saosisy 1 sy henabaolina 2 isam-bilia
ampiana saosy kely
30. princesseN
(
31/07/2007 09:37)
karinah:
princesseN: andao fa saingy ftsn tsy misy tongolo gasy ny saosisy aty aminay ka raikitra ve anefa?:lol:
fa sinon ovaiko chipolatas fa iny mba misy herbes kely, dia ny entrée atoko salami BdBbbb !:P
ndao fa vonona zà e!:miam:
le sosisy sy hena baolina koa nge tsy hoe ratsy e!na roa isam-bilia aza!:P
neveriko fa "pissoa au coco"le "poisson au coco" ao! hi!hi!:-D
boubou>>tsy ratsy nge ny saucisse mety ho vita @princesseN eh!:-D
32. mansoor
(
25/02/2008 12:39)
ny ahy refa misy fanasana de tsy adino ny beignet de carotte,tsotra sady tsy mafaty antoka,no sady matsiro,arotsaka ny farine ,arotsaka kou ny carotte avy no rapéna ,ny sira,ny poivre,ny tongolo gasy avy nopotserina,oignon notetehina,atody(tsy asiana rano fa mitera-drano ny carotte avy eo)afangaro daolo reo de endasina, mba andramo é!! tonga de mahatamàna!:roll:
34. fahamarinana
(
26/02/2008 09:48)
:arrow: Merci koa fa mbola tsy henoko ndray izay,hanandraba aloha zany e(l)