Ny tenanay koa tena te hahafehy Java mafy mihitsy fa ilay izy toa raha ny manovanova zavatra dia mora fa rehefa hidirana lalina dia mila miondana be.
Taloha dia VB no nataoko, kinanjo rehefa nikasika Java dia ny C++ aza no tena akaiky azy. Azo atao ihany anefa ny mifanampy. Andao atao izay hihaonana e, dia hita eo.