tononkira

1. maditr ( 11/07/2007 10:21)
Slt daôly
Mba izarao al'lé tononkiran-dry 18.2 Number one ny tenanay raha misy manana any fa mba ankafiziko io e!
Merci d'avance ry namana a!:):)
novalian'i wooda ny 11/07/2007 12:42
2. wooda ( 11/07/2007 12:42)
Saly maditr, sao de 18.3 aloha no tadiavinao? Ilay mihira anle "t@ mbola kely, Anjanamasina,..."? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1795