mahavariana

1. tamberina ( 10/07/2007 05:38)
tena mahavariana ahy akia ny mahita ity a!
ATT1.pps (1.2MB)
novalian'i mansoor ny 19/03/2008 16:35
2. tamberina ( 10/07/2007 06:35)
tsy nety fa azafady e!
3. xxx ( 10/07/2007 06:47)
:roll: :-D
4. rhina ( 11/07/2007 09:52)
tsssss!
ina koa ar ty
zay zo vo mba saika varina nefa d lasa sorena tampoka
5. Herimiafina ( 05/08/2007 03:01)
Sao dia ity io klé?:^):@

http://www.viveremeglio.org/0_pps/att1.pps

Kaomantera: jeune be loatra klé. :@
6. Fiffi ( 05/08/2007 06:45)
tsy misokatra le pps.....
7. tywa68 ( 05/08/2007 07:21)
Tamberina : io nalefan'i Herimiafina io ve ?

Misaotra na d izany aza : domazy tsy misy azoko ny commentaires :°)

Fiffi : mila visionneuse powerpoint ianao zany fa alaivo gratuitement ao @ 01net.com.
8. tamberina ( 05/08/2007 08:56)

ty akia le izy fa tsy nety d nataoko ze aiko tao a!
9. tamberina ( 05/08/2007 08:58)
10. tamberina ( 05/08/2007 09:00)
11. tamberina ( 05/08/2007 09:02)
asa aona ny hiainan'io vehivavy io, ny fomba fiakanjo oh!:?::?::roll::roll:
12. tamberina ( 05/08/2007 09:03)
tsy mety misokatra le nalefan'i herimiafina!
13. Fiffi ( 05/08/2007 13:03)
grave be zany sary zany an ! heu...de mba ahoana marina ny fiakanjon'le olona klé ? :roll::roll:
14. tywa68 ( 06/08/2007 14:44)
tamberina:

tsy mety misokatra le nalefan'i herimiafina!


Mila visionneuse powerpoint ianao zany fa alaivo gratuitement ao @ 01net.com
15. Samoana ( 06/08/2007 14:57)
tamberina:

tsy mety misokatra le nalefan'i herimiafina!



misokatra loatra ilay nalefan'i tamberina:wink: Mitady hamaky ecran:-D

16. ianao ( 06/08/2007 15:10)
Faly mahafantatra an'i tamberina. Fa naninona no tsy natao tany amin'ny sary :?:
17. tamberina ( 06/08/2007 16:36)
io aza saika tsy lasa teto fa tsy nisokatra mihitsy,fa mba firy kilao zany no entin'io ramatoa io?:?::?:
18. Fiffi ( 06/08/2007 19:39)
tena faran'zay mavesatra klé ! :{:{:{:{:{
19. rhina ( 07/08/2007 09:26)
o r reto a ts mavesatra be ve reo nono reo
20. Fiffi ( 07/08/2007 09:30)
grave be le izy....:{:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2823