AmbondronA ao @ Hilton

21. fasaly ( 11/07/2007 19:15)
mamz: :-D:-D:-D tsy manana chance mits aho e! raha tsy aloha loatra ilay ao hilton de tara lotra ny anjy:snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif::snif:
22. sasa ( 12/07/2007 04:14)
fasaly afaka mangataka fihaonana mivantana aminy njy raha te hahita mivantana ry zareo anie sympa daholo e :-*:-*:-*
23. mamzelkely ( 12/07/2007 05:42)
fasaly mapanaelo ana mitry njy :? :-*:-*:-*
24. fasaly ( 12/07/2007 08:19)
sasa:

fasaly afaka mangataka fihaonana mivantana aminy njy raha te hahita mivantana ry zareo anie sympa daholo e :-*:-*:-*



sasa: marina ve??ka lay mahita mivatana menatra be aho fa sady lay mahita anjareo manao spect mitsy :(
de aiza no manao fangatahana amzany:P


25. fasaly ( 12/07/2007 08:20)
mamz: fita aky tamzà farany tany dago lasa une semaine aho de nanao spect ry zalahy :x de hatramzao mbola tsy nijery ambondrona nihira direct:?
26. sasa ( 13/07/2007 04:44)
fasaly hi hi hi refa tonga aty njy d hita eo ny atao akia,nefa njy milaza menatra koa.
27. fasaly ( 13/07/2007 05:13)
:-P:-Dtsy menatra ary aho e! refa eo akaikindry sy mamz ve ho menantra:-D efa miaraka am coach be akiroa:-P
28. mamzelkely ( 13/07/2007 05:50)
:-D:-D hihihi az amenatra zany fa na za ko aza ange mbola ts niresaka be taminjy zareo fa i beranto no tena efa niresaka asa zao am 20 io na hanana occasion angalana sary njay fa efa lany andro le sariko ato :roll::-D:-D:-D
29. fasaly ( 13/07/2007 12:41)
:-D:-D:-D:-Dindry an! ampilendalendàna ndray mou zay kou!:?:-D
30. Mimifali ( 13/07/2007 15:09)
fasaly>f'angà koa njy ts nahita AmbondronA t@ zareo tany France farany teo? Ntsôôôô..."Ho tsaroana"@ 20 rehefa mijery andry zareo ao @ Hilton zay e!:-*:-*:-*
31. Mimifali ( 13/07/2007 15:15)
sasa>snif!:cry::cry::cry:dommage ndry ts afaka nefa ndry ian zao no afaka identifier ko ao @ hilton ra itako!tokony manao dossard serasera daolo zé serasera tonga ao @ 20 dé am zay fantatro ko! :lol::lol::lol:
32. fasaly ( 13/07/2007 15:31)
mimifali: ka zà nge tsy ao france e!:? fangah aty aminay mbo misy aritista mandalo zany????:(
mimifali: mbo asio sary zao am hilton zao de ampidiro eto an!:-P
33. mamzelkely ( 14/07/2007 08:02)
fasaly aleo fa refa aty njy de hita eo zay atao ee ;) sa aôna :wink:

mimifaly za zao mety bande de fille ftsn zay no mande any de mety ho remarker njy ihany :°):-D:-D:-D
34. sasa ( 16/07/2007 04:29)
mimifali, kiiiiii za tena te-hande be fa tsy afaka amin'io tsy afaka miala fa efa nisy pro vita efa taloha be, sady olona akaiky be le izy, am manaraka akia an! refa le any am palais indray mifanao fotoana.
mamz za koa te-hiditra ao anatin'le bande de fille saingy indrisy fa tsy afaka e!
Fasaly aleo fa ho jerena eo izay hatao refa tonga aty njy ary e!
35. mamzelkely ( 16/07/2007 09:08)
sasa dommage njy ts afaka fa za ange aleko le kabaré ôtran'izao fa plus akaiky koko aminjy zareo ee le ao am palais tsara fa lavitra be ry zareo :°):-D:-D
36. Mimifali ( 16/07/2007 15:37)
mamzelkely>za nefa nahita ankizy serasera hiaraka amiko @ 20 dé faly be za fa efa saika tsisy namana manko, zay n blème @ lé irery tia AmbondronA ao anaty groupe e! fa aleo koa ts mandé lé ts tia toy zay manapaka feeling manoaka s mitarika hody fotsn nefa ny andro vô @ 12!!!

sasa>tandremo ary am 26 octobre ao @ palais ts mandé ndry fa ambenako manokana mits an!:lol::lol::lol:fa mbola mis cabaret koa ngé toa @ août iz zay dé am zay koa mbola afaka manao récupération ka!
37. Mimifali ( 16/07/2007 15:45)
fasaly>za aky ts dé manan talenta lé maka sary fa mangovitra n tongotro ra vô eo alohan olona be dé be za an! :-D:-D:-D Ndrindra ndray oé eo alohan dry Kix mianakavy no hi style haka sary:!::!::!::P:P:P Fa i Mamzelkely hono haka dé sûr kosa fa ampidiriny ato zay e!
38. mamzelkely ( 17/07/2007 07:25)
mimifaly sô de mbô tafiaraka ihany aza tsika ty za ko ange ankizy serasera ko no hiaraka amiko fa ry zareo aklou ts de miditra forum firy ee :lol::lol:

sady asa zao ra ahazo sary za na tsia amin'io hitatsika eo ee :lol::lol:
39. kelly13 ( 17/07/2007 15:08)
mimifaly>mazotoa ndry fa tsisy manjaka tsony nge ono ambondrona e, hihihihi, ndana ankia mifanao fotoana @ i mamz a
40. fasaly ( 17/07/2007 18:52)
mimifali: kay kay kay! mangalà fiofanana kely any am maz klou njy zany:?

fita wa maninona raha mifanao fotona nareo roa aloha de manao savaranon'ando de refa tonga any antoerana aho de miaraka bobaka be amzay samy tsy mangovitra:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6576