hafa ny ankizy...

1. mamzelkely ( 07/07/2007 07:25)
touchée be za ry zareo nijery an'ity vidéo ty fa tena mahatonga saina hoe hafa ihany ny fisainan ankizy eee :D

http://fr.netlog.com/go/videos/videoid=147716
2. Bita ( 07/07/2007 07:57)
Marina ny anao fa ny ankizy manao izay eritreriny sy izay mahafalifaly azy. Ary Pub na fanampiana ny kamboty sa mahantra izy io????
3. lapino ( 07/07/2007 08:19)
:roll:
4. mamzelkely ( 07/07/2007 08:33)
tô mivadibadika ny mason lapino :°)

bita pub ho an ankizy voan cancer ka :lol:
5. lapino ( 07/07/2007 09:16)
mamzelkely > ka ndeha hanala volon-doha mihitsy za io refaveo manko, de mitazana azy faramparany ao ambony ao :roll:
... fa mahafatifaty kely ilay zazakely an :)
6. sympa ( 07/07/2007 13:23)
Ntsay ééé mahafatifaty be le zazakely

lapino >> tandremo ary sao de lasa atr'@ hodo-doha an :-D:-D
7. wooda ( 07/07/2007 14:47)
mamzelkely-->:wink: tsara ny papozy ka :wink:

sympa-->père poule :-D:-D:-D
8. mamzelkely ( 09/07/2007 06:06)
lapino :-D:-D ataovy tsara aza fa sao lasa sola eo dôl aaa :-D:-D

sympa tena mafatifaty kely mits ee zay no mba hiiavako zazakely :°)
9. meva2 ( 09/07/2007 06:33)
Izay ange ilay hoe: ataovy toy ny fon-jaza ny fonareo...
Ny tena mahalasa saina dia hoe isika rehetra dia samy nandalo fahazazana, innocent, be fitiavana daholo kanefa dia misy lasa mpamono olona, mpangalatra,ratsy fanahy.....
jereo ange ilay site: fondation lou salomé, misy forum ao ahafahana mifandray amin'ireo ankizy marary, misy tena mbola kely dia kely mihitsy mahavaky fo kanefa dia manaiky sy miady mafy @ aretina.Mba tsidiho na dia hi encourager azy ireo fotsiny aza satria io forum io no anisan'ny hany activité afaka ataony.
Tsy haiko mantsy ny manao ilay "lien" eto, mba atoroy aho azafady e!
10. mamzelkely ( 09/07/2007 12:05)
meva2 hitanjy le ery am barre d'adresse ery alaivo de ataovy copier/coller eto ftsn de mipotra le jereo et iny :wink:
11. meva2 ( 10/07/2007 09:36)
merci e!!!
hataoko @ manaraka
12. ari.malala ( 10/07/2007 13:44)
mamzelkely, touchant beu le izy :cry: takizay za tsy nijery :cry: mampalaelo b le ankizikely anakiray...;
13. xxx ( 10/07/2007 14:13)
mba mihalehibe rireto an! mihavaoza fa fa ny lehibe miha zaza anie ka tsy mahavita n'inon'inona e! sady mahamenatra!
touchant! touchant!Fa mihalehibe ary mahereza fa mahamenatra !
14. ari.malala ( 11/07/2007 07:01)
tsy azoko ny tiany xxx lazaina!:roll:
15. mamzelkely ( 11/07/2007 08:05)
xxx inn mo ny idiran le mihalebe eee, mijery le fihetsik le zazakely ftsn ange ny eto fa ts hoe ande hiverina zazakely :roll:

touchant le izy satri mahatsapa za manokana fa ts de misy tsony ny olona malemy fanahy toy ny ankizy kely (genre anao zao ):roll:
16. ari.malala ( 11/07/2007 13:05)
hita ky ry mamz!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3511