MORT DE 4 JUMEAUX, Ravalo responsable
21. xxx
(
06/07/2007 06:20)
Velaro ny saina ry FOZA à ! tsy hoe izay niala arema dia lasa tim:-P:-P: :evil:
22. nathie86
(
06/07/2007 06:58)
Tezitra an, io lay oe tondro tokana tsy maazo hao eh, olona iray tsy afaka ampandroso firenena. Za d miombon-kevitra @Jean fôna oe mianga @ fahavononan'ny tsrairay ny fahandrosoana, mila miasa vao mahazo zvt eeee.
23. Jeankely
(
06/07/2007 06:59)
Ny vahoaka tsotra sady tsy nanao OEOE no tsy TIM fa ny President dia TIM tsy misy azo hiadiankevitra.
24. xxx
(
06/07/2007 07:10)
nathie86 ô ! Aminao ve izany dia tsy tompon'andraikitra ve izany ohatra ny 2è repoblika ? Satria ve aminao tsara ny nataony sy na fanabeazana nentiny fa ny vahoaka mihitsy no tena efa ....:?::?::?::!::!::!:
25. Jeankely
(
06/07/2007 07:29)
Mikorontana marina ity xxx ity satria tsy hay intsony hoe hevitr'iza na iza fa na manenjika na miaro dia mila xxx. I nathie86 aloha reveko e.=))
26. kanota
(
06/07/2007 09:20)
Izay miseho rehetra izao ary izay hitany ratsy dia iny no aeliny. Ratsy loha sady mitady ny hiemoran'i Madagasikara. Rehefa tsy ny havany no tompon'andraikitra dia vendrana ny Malagasy. Tsy miverina intsony ialahy fa vavan'amboa. Tena koa ry tezitra an=))
27. nathie86
(
06/07/2007 13:14)
ny olana eto d lay titre io eh,
MORT DE 4 JUMEAUX, Ravalo responsableio ny olana eto zao fa aza afangaro ki an
30. nathie86
(
09/07/2007 06:33)
Ay v dimunitif an'i Jeankely kay io sa tsy zany, ay d aôna ozizy, d veloma ko ono oe ee, d msaotra nitondra ny hafatra ok:)
31. Jeankely
(
09/07/2007 08:14)
Misaotra nathie86 oooo. Isiaka miasa sady mikaroka e. Raha maditra aho misotro taoka ary voadonan'ny Fiaran'i Bazylou dia ny FILOHAN'i MADAGASIKARA no diso e. Olona ratsy fanahy no manoratra sady tezitra be
32. xxx
(
09/07/2007 12:29)
" L'excuse de Ratsiraka n'est pas valable que pour 120 ans " fa mainka nampiandravalo dia lasa 240 ans8-)8-)
Rehefa samy tsy tompon'andraikitra dia samy tsy tompony fa rehafa tompony ny iray dia tompony daholo. Ny hevitra ankoatr'izay dia an'ny mpihatsara ivelatsihy sy mpndainga ary zanaky ny :twisted:.
Rehefa tsy zaka ny hampisehoana ny marina dia aza manao ratsy. :twisted::twisted:
Na tim na arema dia mitovy ihany. Mampanatena pôkaty fotsiny satria pôkaty ny ao anatiny.
Kanota fivelesana amboa sady hazo boboka, raha any @ faritany dia hifiran'ny olona, i jean kely indray dia jean kelyloha, i bazylou bazy lo ( rehefa mi-gobs )

34. kanota
(
09/07/2007 13:27)
Misy akama manao an'itony xxx itony ka tsy tia hamely an-tena aho ry tezitra sy vetsoko. Lelafo ny antsy dia vita. Vavanamboa. tsak tsak 100 & 1000
35. Zazala
(
10/07/2007 00:04)
Io kanota io no panota sy panopa eto amin'ny serasera iz io no vavan'amboa