mahajanga!

41. pissoa ( 09/07/2007 21:00)
:-D:-D:-D:-D:-D
42. bobone ( 10/07/2007 05:19)
stretch: eowa bass e!tena harany mihitsy laholo le rythm e!
hmmmmm lasa nivadika ny globe an! saka ty ! kisoa ity hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D
43. xxx ( 10/07/2007 13:06)
hono hoy aho: i baban'irokia an! iza marina no nangalatra ny vadiny?:-D:-D vandin'ilay raika io, nefa izy no nangalaka vadiny! tsy nitia hono nefa izy io, nivôlanga fa izy tsy nangalaka. >Ka iza? Iza?
Mila mivôlana amin'akaà hoe iza?
Vandy no nolazainy !Mila marigny e!
44. Stretch ( 10/07/2007 17:06)
[size=20]saka
matsaka
nahazo ny daka[/size]

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]

iry babany roky né de nidôla fôna fa tsy ra nisy fitiavana xxx

ô bobone ka ny clo majanga ma tsita k
nivadika ny disika :°)
45. diamondra27 ( 10/07/2007 17:31)
reo zany no sakafo refa tsy mandihy ve
46. Stretch ( 10/07/2007 19:00)
le ksô be nify io mety ho mety fa le sakakely matsaka kosa tsy sa manao an'io tsaky e !
le saka matax be atsy ambadika atsy angambany no hindramina :-D
47. sitlo ( 10/07/2007 19:48)


dia hoe hikoso-nify kosa ve de hahavoa an'ilay kisoa mitsiky dia ... :-D
48. diamondra27 ( 19/07/2007 17:42)
ary toa mangozohozo be le ksou
49. xxx ( 21/07/2007 10:24)
diamondra27:

kiss doly e!

tena décidé zany e

http://www.youtube.com/watch?v=Gegcrpp5RSs




tena maty izy reto a!:cry::snif::snif: mba handry am-piadanana anie izy.
50. diamondra27 ( 22/07/2007 16:25)
xxx: za tena malahelo azy zany fa za zao mba mahatsiaro azy de maty izy... Mba nizara t@ naùmana momba azy de lasa izy.
Vao t@ Debut du mois ve no nahatsiaro de nilaozana sahady ny tena?
Tsy maintsy mampahery tena sy mampahery ny fianakaviana fa fiainana izany. Tonga ny anjarany fa de ny hirany izany sisa no hahatsiarovana azy e!

Mahafinaritra ahy ery anefa le tsikiny...Tena décidé

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3416