ilaina v zany?

1. herive ( 04/07/2007 11:15)
Ilaina v zany fa toa ohatry ny mandany andro fotsiny.
lany vola msurf , tsis vokany.. ze afaka milaza de teneno fa ts d ilaina izany.
novalian'i pissoa ny 06/07/2007 22:22
2. hery ( 04/07/2007 11:37)
Ny inona?
3. rush ( 04/07/2007 11:48)
herive:
Ilaina v zany fa toa ohatry ny mandany andro fotsiny.
lany vola msurf , tsis vokany..
ka inona no ataoano eto?ilaina koa ve ny nanaovanao an'ito dinika ito nefa fantatrao izany fa sady lany andro ianao no lany vola?


4. majakely ( 05/07/2007 07:16)
herive aa
5. ianao ( 05/07/2007 14:15)
Ilaina le izy raha mahay mampiasa azy. Izaho koa aza mitady ho lasa raikitra izany. Nefa dia tena mandany fotoana lol.
6. pissoa ( 05/07/2007 23:35)
Ilaina ka ! na amin'ny asa na amin'ny alavoly ... na olana ara-pitiavana :-D:-D:-D

Refa tsy mahafehy tena dia mampiasà an'ilay http://pageaddict.com/ dia asio an'ilay hoe Restrict :-D
7. mandrindra ( 06/07/2007 09:10)
zah tsy hamaly fa i herive aza toa tsy mbola niverian teto koooo:lol:
8. tslem ( 06/07/2007 09:27)
zah lou mila fôna na tsisy vokany aza e, na dia hijery sy hampiasa an'ity " :-D " fotsiny aza ve ?

majakely:
...vidano voasary ny volanao de lasa vitamine ho anao toy izay laninao an am cyber


:-D:-D:-D
9. mandrindra ( 06/07/2007 10:14)
tslem, ty ary :-D:-D:-D
10. tslem ( 06/07/2007 10:25)
merci :wink: :-D:-D:-D
11. wooda ( 06/07/2007 22:15)
herive:

Ilaina v zany fa toa ohatry ny mandany andro fotsiny.
lany vola msurf , tsis vokany.. ze afaka milaza de teneno fa ts d ilaina izany.



lol "mandany vola" :-D:-D:-D
nena ilaiko satria mampiditra vola amiko le izy :°)
12. pissoa ( 06/07/2007 22:22)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1945