Taratasy misokatra !

1. velosoa ( 02/07/2007 14:27)
Manoratra ity taratasy ity izahay mpanjafan'ny PAOSITRA MALAGASY, mba hilazanay ny fahasahiranay momba ny fidiran'ny mpiasa sy ny fisokafan'ny biraon'ny paositra malagasy.
Nanomboka androany dia niditra t@ ny mpiasam-panjakana dia t@ sivy izany vao nivoha ny paositra dia izahay mpanjifa no hiaran'ny fahasahranana voalohany, ka dia mety hiafara any @ fisitahana tanateraka ho any amin'ny mpandraharaha hafa satria misy izy ireo no mivoha @7 ora sy sasany, @ 8 na fara fahtarany @ 8 ora sy sasany;
novalian'i Ccilia ny 13/09/2007 06:04
2. bidagda ( 02/07/2007 20:17)
tokony @ 2 ora daholo vao mankao @ paositra raha izany
3. sympa ( 04/07/2007 19:21)
de tsy mandefa taratasy tsony zany ééé :°):°) Sady efa misy koa ny internent éé :-D
4. Ccilia ( 13/09/2007 06:04)
ka ny fanjakana anie karazana référence ho an'ny entreprise privée rehetra e! Jereo fa rehefa miakatra ny karamam-panjakana dia ny tonga ao an-tsaina dia hoe tokony hiara-hiakatra daholo koa izany ny karaman'ny olona miasa @ privé, miakatra koa ny vidin-javatra rehetra. Dia ny horaire koa toy izany, rehefa amin'izay izy no manomboka dia ianao no manamboatra ny programme-nao hifandraika amin'izay.

Tsy mpiasam-panjakana aho an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2187