sesi kidoro o!!

1. bazylou ( 28/06/2007 23:07)
""d misy an le mpivarotra sesikidoro reny ko zan d
oz le raneny oe: seeesikidoro ô!
d oz zay: rehefa tsy lafo d dory ô!
d rehefa miteny iz d valinay foana d indray mande zay ranjokinay tratran le raneny d ozy : rehefa tsy lafo d dory ny anadahandrenty ! d oz razoky : ny anadahandreninay nga sesikidoro d teztra be le raneny""=))=))=))=))
novalian'i booboo ny 29/06/2007 14:49
2. pissoa ( 29/06/2007 00:50)
ny teninay njay tsy hoe refa tsy lafo de dory fa "marenina fa manaitra zaza matory" :oops::-D:-D:-D
3. ranitse ( 29/06/2007 05:49)
hoy koa ny aviliny hoe: Dory sahala ny volonty
4. majakely ( 29/06/2007 06:04)
:-D:-Dfa ny an'i ranitse kosa tsy mirima ...:lol:
5. majakely ( 29/06/2007 06:06)
seesikidorooo ooo
rah tsy lafo de dory oooo
marenina fa manaitra zaza matory oooo
dory sahala am volo-p...ooo:-D:-D
6. ranitse ( 29/06/2007 06:58)
Ka jereny anie hoe Brown be e
7. booboo ( 29/06/2007 11:22)
Majakely > :-D:-D:-D
8. mandrindra ( 29/06/2007 11:45)
majakely, aleo hoe andramako tohizana ...

sesikidoroooo ôôô
eo amboniny matoritory ôôô
dia avy eo miofandamoro ôôô
izay ambony sy ambany tsy ho hita akory ôôô
9. Aino ( 29/06/2007 13:41)
:-D:-D
10. sympa ( 29/06/2007 14:03)
:-D
11. booboo ( 29/06/2007 14:49)
Mandrindra > :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069