Indroa mahita ny maizina raha ny mpanohatra Malagasy

1. tsoraka ( 28/06/2007 05:03)
Ny fitenenana Malagasy dia hoe: INDROA NAHITA NY MAIZINA TOY NY TAIN'OMBY NATSETSINDAVABARY. Raha ireo trataniny marina aloha aleo tsisy toy izay....mpanohatra lany andro amin'ny tsikera nefa tsy mafoaka.
novalian'i tsoraka ny 28/06/2007 09:57
2. ranitse ( 28/06/2007 05:25)
Iza no hifidy ahita ny maizina ry leiry a? Ny efa vita aza tsy hay hiverenana nefa mitambesatra hatramin'izao. Aina vaova no zahavina.
3. ronaldo09 ( 28/06/2007 08:22)
Ka tsy mahay manohitra de izay no antony raha za tsy aleo ve mangina!
4. ranitse ( 28/06/2007 08:27)
Anotanio an'ilay milaza hoe diska gaoka ary. Tsy mahavoa nefa mitady seza.
5. tsoraka ( 28/06/2007 09:57)
Havondrony ny hery tsy hiverina ahita haizina. Risoriso manomboka hatrany @ fokotany, Oniversite, asam-panjaka ny rehetra. Izany ve no hiverenana nefa ry zalahy faly mitanisa hoe tsy mety atsy e, aza gadraina izahay e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0567