Après la pluie le beau temps !
1. tsiafoi1
(
27/06/2007 13:11)
Irak\'izany de ilaina ny oram-baratra, manamando ny tany, mampitsimoka ny voa, fa rehefa avy eo mioty ny vokatsoa sy fifaliana (c\'est le beau temps).
Toy izany koa ny fitiavana, le adiady ireny no mampitsimoka sy mampiroborobo ny fitiavana
Mitombona ve izany!
Toy izany koa ny fitiavana, le adiady ireny no mampitsimoka sy mampiroborobo ny fitiavana
Mitombona ve izany!
novalian'i ditrakely ny 06/09/2007 13:36
3. tsiafoi1
(
27/06/2007 14:05)
Misy citation izay moa milaza we \"raha lohataona foana tsisy vokatra azo\"
4. la
(
27/06/2007 15:18)
miankina amin'ilay fototry ny adiady io fa misy le izy mba mila tambitamby de midongidongy kely de mifamalimaly kely...:lol:de refa azo le tambitamby ilaina de zay le "beau temps":D
5. imeva
(
28/06/2007 15:40)
Misy fahamarinany ilay hevitra. Raha tsy miady mihitsy hono mantsy ny mpivady dia ho sendra ny patsa iray tsy omby vava. Ilay ny fifandraisana sy ny fifankahalalana tanteraka ao an-tokatrano fa sao dia efa tofoka vao hiteny.
6. ANARIM
(
29/06/2007 08:31)
zay tsy miady olom-bodo fa zay to fo mpamosavy e!
fa raha ady tsy dia mitombona loatra ny antony kosa aleo tsy andaniana fotoana klé, manjary maty antoka b aveo oe zany koa v rangahy d nampiady nefa hifankatia ihany aveo...
d refa sendra misy ifanolanana (euhh atao oe ady moa zany le izy eto) d aleo tsy mahay vava fa entim-po nefa aveo ndrao manenina... il faut assumer...

8. la
(
30/06/2007 10:50)
nena aloha ny tene tsy tantiko le zavatra efa fantatra fa mety ampalahelo nefa mbola atao ihany sady otrany manao tsinotsinona olona no manome alaelo de tonga ny ady