dinika tsy hita

1. tisera ( 26/06/2007 12:04)
nisy dinika nahafinaritra ahy izay hoa fa tsy tsaroako intsony na ny lohateniny na hoe iza no namorona azy sy hoe taiza no nisy ilay izy ; dia naveriko nosokafana ireo dinika rehetra nefa tsy hitako intsony nefa mino aho fa tsy voafafa satria tsy misy mifanompa na inona akory fa mahafinaritra ny maso ary satria dia tena mitsangatsangana tokoa mamaky sy mijery ilay izy satia misy sarin'ireo toerana maro eran-tany toa ny genève , sydney sns... fa indrindra misy sary dago ,ny sary farany angamba toa sarin'i pat def ao anosy raha tsy diso aho ,koa mba ombay mitady re rey olona fa afa-po aho nikaroka fa tsy nahita é! dia misaotra mialoha manampy ô!:):-*
novalian'i Fiffi ny 26/06/2007 20:16
2. Fiffi ( 26/06/2007 12:09)
sao de ity ?
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m464ccafa5a351

sa ity ?

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m466e6b724d9a4

(mbola mitady sao mbola misy any ho any.....)
3. Bita ( 26/06/2007 13:10)
Ny ahy kosa dia mba saika handefa sary teo aho nefa tsy haiko ilay mandefa sary ato fa mba nahoita sary nahafinaritra ahy tany Dago aho dia tsy haiko mihitsy ny mampiditra azy tato ka mba ampio e! Misaotra mialoha ary misaotra @ sary
4. hery ( 26/06/2007 13:49)
Bita> manokafa dinika hafa fa efa resaka hafa izany
5. tisera ( 26/06/2007 15:44)
fiffi >>> :D misaotra akia fa io tour du monde en image io mihitsy ilay izy é! :-*:-*:-*mba saika hanaovako devinette @ nenitoa-ko vao avy nanao vacances tany dago ange ilay anosy hoe : fantany ve hoe any dago é? :wink:
dia merci ihany koa @ ilay hoe handeha ho any dago : vao ny iray aloha no hitako h@ farany : ilay an'i antoine sady miara-mankafy amin-dramose mihitsy mijery ilay izy an!:):-*:-*:-*
6. mbaliana ( 26/06/2007 18:35)
Fa hono wa e, nisy dinika zay teto nataon'i harinah hoe mifona hono izy amin'i fasaly sy aino dia efa namaly tao koa i fiffi .. dia namaly koa za fa toa tsy hitako intsony e...sa efa nofafana?
mba fanontaniana ihany iny...
7. Fiffi ( 26/06/2007 20:16)
mbaliana: nalana io kah !

tisera: efa nisy koa akia le nataon'i bilakarenjy fa tsy hitako intsony le izy...:roll:

tsy misy fisaorana akia an ! :):-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068