26 juin
24. voara
(
26/06/2007 16:12)
tratrin'ny fety daholo é milay be zao any dago e ,ny arendrina sy tsipoapoaka ,de ny jirokapoka koa ,hi hi hi indrisy ry tapatsosisy ty za aty atanin'olona
26. rakaroka
(
26/06/2007 16:39)
marylou:
rakaroka: 14 jolay vao misy afomanga any aminareo kou!:wink::-D:-D:-D:-D
:lol::-D:-D:-D=))=))=)):-w:-w:-w
Afaka atao an'eritreritra, nofisina rahalina? imaginé-na : afaka mividy any @ sinoa koa dia apoaka atsy @ "Parc" atsy! EEeeeiiiiiissssyyyeeee:toa izao:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG]
27. Samoana
(
26/06/2007 20:04)
Tratry ny fety daholo ô ! Nahafinaritra ny fikarakarana teto @ consulat Marseille fa 600 teo no nanome voninahitra ny fetim-pirenena. Tsara ny fikarakarana satria sady nihinana no nitsinjaka ankalamanjana.Nanakoako ho ren-tany ho ren-danitra ny "Ry tanindrazanay malala" notohizana t@ ny "Zanahary ô tahio !'Variana ny vahiny diplomatika nanatrika. I Njakatiana no nanafana ny fotoana niaraka t@ antokom-pihira nifarimbonan'ny sampam-pinoana samihafa. Ho ela velona ny firaisan-kina sy ny fifankatiavana e :wink:!
Mba hizarao ny fisrahana isan-tanàna natrehinareo namana samihafa mba ahitan'ny tsy mino fa iray tsy mivaky Madagasikara e^:^ !
Mba hizarao ny fisrahana isan-tanàna natrehinareo namana samihafa mba ahitan'ny tsy mino fa iray tsy mivaky Madagasikara e^:^ !
28. sasa
(
27/06/2007 04:19)
tratry ny fety daholo isika rehetra e!
Fasaly za zany mbola tsy te-hinankanina hatramzao akia koa mbola leo menaka:-D:-D
Fasaly za zany mbola tsy te-hinankanina hatramzao akia koa mbola leo menaka:-D:-D