hataka ihany , hataka hatrany

21. rahiratra ( 30/06/2007 02:28)
Olona adala sahala ny Zazadala ve no hanoro hevitra. Mpanao gazety nivoaka aloha ary tsy niaritra hatramin'ny farany nefa mampita vaovao ho hita erantany no lazain'ilay Zazadala fa tsy mavandy. Ialahy koa no tena foaka.
22. Zazala ( 30/06/2007 02:43)
Ohatry ny very lohahevitra ity enao rahitra, efa tsy resaka gazety anie ty tenenina eto ty é tssssss Ialahy mihitsy no tena foaka.
23. rahiratra ( 30/06/2007 02:47)
Mifampiankina daholy ny resaka politika ry ilay FOAKA ITY an
24. Zazala ( 30/06/2007 03:10)
Ar raha izany na dia tara aza ny katolika dia mbola mifampiankina daholo.
25. rahiratra ( 30/06/2007 03:28)
Zazafoakala ity. Tsy mifampiankina daholo indray ity zava-mitranga ity. Ny lainga afafinao, ny famporisihana ny olona hitroatra ary ny fitiavana hitarika hiverindalana sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8758