Voin-kava

21. fasaly ( 27/06/2007 12:41)
vita tompoko...miala tsiny be dia be raha somary taraiky be ny fandrotsahana fa anio mitsy vao nalalaka noho ny asa ....amin'izay indray envoie international:? mbola mirary fihononana feno:-*
22. ftma ( 27/06/2007 15:16)
bazylou mba mamotopotora aloha vao manedrikedrika, tsy voatery ho fatatry ny fianakaviana izay fatatrao ds, betsaka ny manangona fanampiana na tsy mahalala ny fianakaviana aza, momba ny FPMA Toulouse dia ny fiangonana FPMA eto France no nanaovana an'io antso io, Nanao antso avo koa ny figambanana gasy hafa toan'ny fiangonana Katolika ka tsy hitovy mihitsy ny hanomezana ny fanampiana.
23. bazylou ( 28/06/2007 01:30)
izaho aloha tsy matoky an'io e, satria feno ny annonce mandeha etsy sy eroa, ...MAZOTOA IZAY HANOME AZY!!:-P:-P
24. fasaly ( 28/06/2007 04:57)
atokisana izy ka! efa lasa tam adressy nomeny any ny ahy....namana fantatro efa hitako azo antoka izy ry bazy!
25. kally ( 28/06/2007 07:07)
Ka rehefa tsy hanome dia mangina fotsiny ry Bazy a! olona tsy fantatrao akory dia haratsiana ery sa fantatrao ilay olona fa mankarary ny ainao ny mahita azy ampian'ny namana,ampirisihin-dRafialonana???



26. pimaso ( 28/06/2007 07:50)
bazylou > je m'excuse
ni moment , ni endroit pour les disputes izao,
Misaona ny Malagasy eto France izao
ka aoka ianao mba hiandry kely, noho ny fahafenoan-drano be loatra, hoy ny fomban-drazana izay mbola tsy hita izay maharatsy azy
Miaraha ory @ izay ory
tsisy resaka
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5806