Mitady tonokira'i Roch Voisine
1. rainibe
(
22/06/2007 16:12)
Salama daholo e !
Sao mba misy manana tonokiran'i Roch Voisine e ?
alefaso @ ty adresse ty azafady
2. fasaly
(
22/06/2007 19:45)
tadiavo amity fa kamo hanoratra any e! azafady e!:-P
http://www.paroles.net/page.php?accueil
3. ravakamalala
(
23/06/2007 08:03)
ilay "helène" iny ve izany?
:°)
4. Fiffi
(
25/06/2007 05:39)
http://www.paroles.net/artis/1947 mahatratra 66 ny ao de mazotoa !
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0763