Fiffi-Rafify

21. fasaly ( 20/06/2007 16:39)
njekaiky ô! maty aho rafify sy fiffi marina mampivady ny mpianadahy i mim zany:-D
22. pissoa ( 20/06/2007 16:49)
rafify:

soffia ô sekouuuuuuuur



=))=))=))
23. andry08 ( 20/06/2007 16:54)
mim:

lasa kely ny saiko lé!Fiffi sy Rafify v mpivady?misy hifandraisany?
Fiffi manko tena namana navitrika b teto nefa to tsy hitahita firy tsony?d i Rafify no hita matetika eto!aiza enao Fiffi fa mangina ny tanana e!hafahafa b ny mijery ny forum tsy ahitana Fiffi @ dinika rehetra lé!



tena lasa saina sa mametraka fanontaniana qb??
24. ratonga ( 20/06/2007 17:12)
fasaly:

njekaiky ô! maty aho rafify sy fiffi marina mampivady ny mpianadahy i mim zany:-D

=))=))=))=))=))

25. rush ( 20/06/2007 17:26)
mim:
lasa kely ny saiko lé!Fiffi sy Rafify v mpivady?misy hifandraisany?
lé!
misy olona dia mivadikondana mihintsy a!maninona nefa raha andefasana hafatra izy fa maninona no eto @ forum no mivadikatidoha e?manalabaraka namana aloha izao amiko a!


26. xxx ( 20/06/2007 17:46)
atao ahoana eh, izay ilay fiarahamonina, tsy maintsy misy foana ny maningana :-D
27. diamondra27 ( 20/06/2007 17:47)
ny ahy zany de we : sao de mba marina fa tsy au courant , de efa vita le mariazyde las mpivady de niarahaba zaaaaaaa!

hay izy ty zany tsssssssssss

fa avy aiza daholo ho'aho no ahenoin'olona sources d'infos ato e! 8O8O:roll::roll::roll:
28. sitlo ( 20/06/2007 17:56)
mim> tsy avotra rasitlo ho ho ho :-D
29. cbd ( 20/06/2007 22:56)
diamondra >> =))=))=))=)) Tatra ny tsy ampoizina zany enao raha azoko tsara =))=))=))=))
30. sympa ( 21/06/2007 00:34)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0017.gif[/IMG]
31. xxx ( 21/06/2007 10:06)
xxx:

atao ahoana eh, izay ilay fiarahamonina, tsy maintsy misy foana ny maningana :-D


sao dia ianao no te haningana?:?::roll::twisted:
32. andry08 ( 21/06/2007 10:07)
rush:

mim:
lasa kely ny saiko lé!Fiffi sy Rafify v mpivady?misy hifandraisany?
lé!
misy olona dia mivadikondana mihintsy a!maninona nefa raha andefasana hafatra izy fa maninona no eto @ forum no mivadikatidoha e?manalabaraka namana aloha izao amiko a!





handefaso hafatra izy e!
33. sympa ( 21/06/2007 12:34)
Ary to mifamaly njay ry xxx marina :-D:-D
34. fasaly ( 21/06/2007 13:27)
sympa: aleo hifamaly ao fa samy xxx:-D
35. sympa ( 21/06/2007 19:01)
fasaly :arrow: :roll: ko samy tsisy fantatra izy roa de tsy ay hoe izano no alaina ko :-D:-D
36. sympa ( 21/06/2007 19:10)
misy xxx ray zao aiko ny pse fa ny sasany mbola tsy aiko :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073