Aza manao vacance any DAgo
21. fiderana
(
19/06/2007 09:30)
bazylou: rehefa mahatsiaro hoe voasolan'ny havana dia aza miteniteny rehefa makaty fa ito misy hevitra raha te- hande aty, satria hitako fa ny havanao fotsiny ihany no tsy tianao fa mpanolana dia tonde ao la reunion mitontona dia avy ao indray mandeha direct any fort-dauphin na nosy-be, na izany aza, aza kivy fa izany ny havana ê!8)8)8)8)8)8)8)8) dia :D:D:D:D:D
22. mamzelkely
(
19/06/2007 12:58)
ka anga mo ts hainareo fa bazylou ange ts gasy trouny nefa ko tô ts vazah :roll::-D:-D:-D
23. bazylou
(
19/06/2007 23:20)
dia inona ny olana!! andana mankany dia ho hitanao!! tsyhitanao ve io resaka gasy manao vacande etsy ambany io...?? ny fanafodiny dia tsy mandaha any!!:-D:-D:-P:-P
24. Jeankely
(
20/06/2007 02:00)
Dago koa tsy mila anao fa any ivelany manao izay ahasoa anao. Raha tonga any dia mendrika ny ho solaina sy tapahana mihintsy ny sahalan'i VINDINA.=))
25. mamzelkely
(
20/06/2007 06:50)
za aza aty dago ko hoe andana makany :°) de toute manière genre de olona ôtranao zao ts de ilaina lôtra tonga aty :°)
27. Jeankely
(
20/06/2007 10:33)
Tsy mila an'i VINDINA izahay e. Malagasy marobe avy andafy ireo fa izy tsy gasy tsy vazaha fa mihantona. Raha sahala aminy aleo avy dia vazaha mivantana.
28. bazylou
(
20/06/2007 23:28)
ah bon, nefa vao manitsaka etsy ivato aho dia feno ny mpangataka!!!:-P:-P:-P sy ireo mpitaty ra kena !!
29. LazaDaddy
(
21/06/2007 04:00)
bazylou:Hafa kely tokoa izany fianakavianareo izany.
izany fa voasolan'ny fianakavianao ianao!! any izao efa tsy menatra intsony ny hifanasola na rad sy zanaka aza!!!
30. Jeankely
(
21/06/2007 06:08)
Tsy ao Ivato ihany no manasola fa resaka lainga izany. Arakin'ny fandrosoan'ilay toerana aza no maha hafa ny fomba fanasolana. Ao ny entin'ny Taxi miodokodina fa tsy avy dia ny lalana. Efa endriky ny fanasolana mba ahazoana vola daholo izany. Izay ratsy mikasika an'i Madagasikara ihany no tanisan'i VINDINA.
31. zandrikely
(
01/07/2007 20:04)
hafa ihany dago ry bozi a ,ny fahaizanao miaina ihany iio , dia aza be zesta fa any rehefa mandeha aty mada ; tsy fidiny an'ireny anie ny mangataka e , enao manko mba nanambitana nadeha tany andafy , miodina anei ty tany e
32. rahiratra
(
02/07/2007 06:44)
Tsy miodina io fa izy efa mpanana hatrany amin'ny taranany mifanarakaraka impolo. Mila miezaka rehefa mahantra fa esoin'ny sasany.
33. bidagda
(
02/07/2007 20:32)
ataon'ny any dago inona koa nefa ze bazybelou, ary bazybelou miseho milay be rehefa midina ny avion ko, izao fotsiny tadidina bazybelou a! boribory ny tany! izao bazy tsy mangataka fa aoriana kely ao de ho tonga ny fangatahan-drabazybelou
34. kanota
(
05/07/2007 09:40)
Milaza tsy mila Madagasikara ary milaza hoe aza makany nefa ny resaka any hatrany no arahan'ilay bazylou io. Vavan'amboa
37. torola
(
01/11/2007 01:52)
kanota:
Milaza tsy mila Madagasikara ary milaza hoe aza makany nefa ny resaka any hatrany no arahan'ilay bazylou io. Vavan'amboa