fetra hanafoanana ny boaty
1. caramel
(
16/06/2007 12:42)
manao ahoan daholo ny namana?
afaka firy andro tsy ampiasaina kay d foana ny boaty serasera ?
ary raha enao tsy miditra ao mintsy nefa misy mandefa hafatra ho anao d mety ho voafafa ihany le izy sa tsia?
misaotra antsika rehetra!

novalian'i xxx ny 21/06/2007 10:31
2. Fiffi
(
16/06/2007 13:00)
heu....misoratra ao am hafatra eo ambony eo hoe "ho voafafa ...misy daty ao ...faran'volana...
3. Fiffi
(
16/06/2007 13:03)
Tandremo, ny hafatra efa voavaky mipetraka eto dia ho voafafa afaka 30 andro aorian'ny nandraisana azy
Raha tsy tianao ho voafafa ny hafatra dia mariho dia tsindrio ilay hoe [Tehirizo]. kay ny hafatra efa voavaky no voafafa misoratra io nefa......ny anaha kalou na de hafatra tsy mbola voavaky aza de voafafa hiany fa...tsy faran'volana kosa fa heu...2 mois ?

6. pissoa
(
17/06/2007 04:49)
tsy haiko raha nisy fiovana fa taloha toa refa tsy mandalo 4-bolana dia voafafa ny compte !
7. xxx
(
21/06/2007 10:31)
caramel iany ty e!!!loooza! mbola efa-bolana v?? waow! eny e!!!
fiffi> le fanafoanana compte mintsy no nanontaniako fa tsy le nolazainao io kah! misaotra!