tianareo

1. meva2 ( 15/06/2007 10:31)
Inona no karazantsakafo tianareo ankoatry ny sakafo malagasy ?

Izaho dia tia sakafo indien sy japonais, ny mba tiako andramana izao dia ny sakafo tibétain.
novalian'i mangabe ny 20/07/2007 13:00
2. vale ( 15/06/2007 11:13)
mba omeo re7 @ zany hoe ry meva2? sotra!
3. booboo ( 15/06/2007 11:40)
aôna zany motika tibétain tokoa ?

4. mamzelkely ( 15/06/2007 12:37)
booboo mety mila méditation alouan ny hinana an zany sakafo tibétain zany aa :roll::-D:-D

ny ahy no mba ten tiko alou dia sinoa ihany ee:°)
5. booboo ( 15/06/2007 12:55)
Mamzelkely > kiii, tsy ho fatin'ny hanohanana ihany ve raha zany lé ? :-D:-D:-D:-D

Sinoa kounkou ny anà no tiako :miam::miam::miam::miam:
6. sakaizakely ( 15/06/2007 15:14)
nena zaponé no tena tiako, reny sushi-sushimi-maki-harumaki ireny tena miam miam sady tsy daba menaka hoatra ny sakafo sinoa tena mety amiko tsara mintsy

mbola tsy nanandrana tibétain fa sodé asendry zareo mivavaka elabe alohan'ny hisakafo 8-)8-)8-)

ny gastronomie frantsay koa tena tsara saingy tsy afaka atao matetika :-o:-o:-o
7. pissoa ( 15/06/2007 20:59)
Zapone ! dia indian fa atao mild fa tsy le hot ireny !

Dia lasopy sinoa :miam::miam::miam:
8. melody ( 15/06/2007 22:00)
mbola tsy nanandrana tibétain fa sodé asendry zareo mivavaka elabe alohan'ny hisakafo

:-D:-D:-D:-D
9. mamzelkely ( 16/06/2007 06:44)
sakaizakely zay ange le lazaiko we sô de asainy manao méditation vô misakafo eo :-D:-D
10. mandrindra ( 16/06/2007 07:18)
sakafo senegalais
11. diamondra27 ( 16/06/2007 16:20)
ravitoto afrikana misy trondro(patsa) huile de palme, hena ...
akondro lahy (banane plantin fa so de misy mihevitra zavatra hafa eo ndray an!:oops:) :oops::oops: didina atao diagonal de endasina
manioc sy hena

12. diamondra27 ( 16/06/2007 16:26)

io hono misy e!

Shamdur

Ingredients(pour 10 pers)

-1kg de riz
-1kg de viande de boeuf(maigre,hachée)
-4 tomates(fraiches ou en boite)
-8 cuilleres à café de piment chili en purée(moi j'en avais pas,j'ai mis du piment en poudre)
-8 cuilleres à café d'huile d'arachide
500g d'oignons hachés
-sel,gingembre en poudre,safran et coriandre,(selon vos goûts)

Préparation:

faire sauter la viande hachée dans l'huile très chaude avec les oignons et les épices(moulus ensembles)

Ajouter les tomates(coupées en morceux si tomates fraiche),le piment et de la sauce soja(trois cuilleres a soupe environ),puis laisser cuire a feu très doux pendant 1/2 h.
Saler(peu car la sauce soja est déjà très salée!)
Très bon réchauffé.
13. meva2 ( 16/06/2007 17:11)
mampe be le hoe mivavaka ela be, hi,hi. Izaho sendra nijery site fotsiny no nahita ireo recette ireo, tsy dia sarotra atao ilay izy sady ohatry ny tsara satria izaho tia épices. Ny hany tsy ho de voako loatra angamba dia ny andry zareo ny thé asiany beurre salé ary mahalany hatr@ 5 baolina hono iy ny maraina. Ka @ ilay hatsiaka angamba no mahatonga izany a sinon ny sasany dia mampilendalenda sady mampiasa legume betsaka koa izy.
Ilay ravitoto afrikana miaraka @ trondro io dia reko matetika fa tsy azoko antsaina ny mety ho tsirony !
Misy restaurant tibétain hitako vitsivitsy @ akaikin'ny la bastille iny.
14. mangabe ( 20/07/2007 13:00)
meva2:

Inona no karazantsakafo tianareo ankoatry ny sakafo malagasy ?

Izaho dia tia sakafo indien sy japonais, ny mba tiako andramana izao dia ny sakafo tibétain.

Ny ahy kosa dia ny sakafo americanina sy anglisy: muffins, brownies, pancakes, chili con carne, fajitas sns na italianina miam, miam!
Bon ny sinoa koa moa tsy azo ariana satria valovotaka tamatave...be dia be loatra e!

http://tour-en-cuisine.over-blog.com


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4086