Ny hira sy mozika
1. ravaka2007
(
15/06/2007 07:44)
Miarahaba anareo,
Mba saika hangataka ny hiran Salomon sy Fara:
"Ny hira sy mozika".
Merci bcp.
Mba saika hangataka ny hiran Salomon sy Fara:
"Ny hira sy mozika".
Merci bcp.
novalian'i cmbolatiana ny 22/06/2007 04:54
2. Fiffi
(
15/06/2007 10:10)
le hoe:
ny hira sy mozika
natao hihainantsika
manembon......fanahy....
eh ! hezakin'ny iray
ho anao mandrakizay
ho tsarohina sy ho kalokalohina
ny hira sy mozika
natao hihainantsika
manembon......fanahy....
eh ! hezakin'ny iray
ho anao mandrakizay
ho tsarohina sy ho kalokalohina
3. tslem
(
15/06/2007 10:18)
mba manohinohy izay haiko haiko ny hain'i fiffi zah io :wink:
Ela niandrasana ny fo
niolomay hatram'izay
te hampiara-peo indray
hiombo-kira aminay
hihira aho ho anao
ho ren'izao tontolo izao
ny fo sy saina mifangihy
hiara-paly sy hiriaria
hihira aho ho anao
mandra-pihavin'ny hariva
........................
(tena tsy haiko)
ho tahiry anatiko ao
ny feonao toa feon'antsiva
tsara tokoa io hira io an, mampite hanatrika mariazy zany.
Ela niandrasana ny fo
niolomay hatram'izay
te hampiara-peo indray
hiombo-kira aminay
hihira aho ho anao
ho ren'izao tontolo izao
ny fo sy saina mifangihy
hiara-paly sy hiriaria
hihira aho ho anao
mandra-pihavin'ny hariva
........................
(tena tsy haiko)
ho tahiry anatiko ao
ny feonao toa feon'antsiva
tsara tokoa io hira io an, mampite hanatrika mariazy zany.
5. cmbolatiana
(
22/06/2007 04:54)
Ity no tena izy ry reto a
Ny hira sy mozika
Natao iainantsika
Hamerina ato an-tsaiko
Ireto vetson'olon-droa tsy mety mifandao
Fehezan-kira iray ho anao mandrakizay
Ho kaloina sy tsaro tsaroina
Ela niandrasana ity foko nilomay hatram'izay
Te hampiara-peo indray
hiombo-kira aminao
Hihira aho ho anao
ho ren'izao tontolo izao
ny fo sy saina mifangia
hiara-paly sy hiriaria
hihira aho ho anao
mandra-pihavin'ny hariva
Ho tadidy anatiko ao
Ny feonao toa feon'antsiva
Ny hira sy mozika
Natao iainantsika
Hamerina ato an-tsaiko
Ireto vetson'olon-droa tsy mety mifandao
Fehezan-kira iray ho anao mandrakizay
Ho kaloina sy tsaro tsaroina
Ela niandrasana ity foko nilomay hatram'izay
Te hampiara-peo indray
hiombo-kira aminao
Hihira aho ho anao
ho ren'izao tontolo izao
ny fo sy saina mifangia
hiara-paly sy hiriaria
hihira aho ho anao
mandra-pihavin'ny hariva
Ho tadidy anatiko ao
Ny feonao toa feon'antsiva
