an-tsary

21. mandrindra ( 16/06/2007 07:30)
tairo ny ankamantatra ao amin'ny sary,
22. kelly13 ( 16/06/2007 07:32)
tao kou nga mandrindra? i maina kou zao no hitako ao
23. fasaly ( 16/06/2007 07:40)
kelly: lay tany roma:wink: sary roa ihany ny ahy ao fa jereo tsara, otran'ny miketrona be zany lol:-D:-D:-D:-D

mandrindra koboko enao fa sekire:wink::wink:
mahalala oul betraka ao ihany aho kan! ohatra i diamondra, mandrindra, fijo, lanto, mimoza cathy hery sns....try votanisa:-P i colar:-D:-D:-D
24. kelly13 ( 16/06/2007 07:51)
eto ampijerena za io! iza dol ary reo? hihiihi! asio prézantasiô mou e :-D
25. fasaly ( 16/06/2007 11:40)
aleo hiarahana mijery mitry amzay afaka atoroko andry moramora dool reo oul rehetra reo klou:-D
26. mandrindra ( 17/06/2007 10:25)
kelly13, io ny valiny e, lazain'i fasaly ho tao hono zah zany eeeee:lol:
27. fasaly ( 18/06/2007 13:03)
mandrindra: :wink: hitako toi eeeeeee! fa sekire tsika:wink::-P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2721