mampitandrina ny investisseurs hoe?
21. marozevo
(
17/06/2007 07:05)
Bazylou ah ! Jeankely ah ! Dia inona ary izao no tombon-tsoanareo roalahy amin'ity mifandramatra ity ? Samy misy marina ny lazainareo, fa araka ny fahitako azy dia lasa sisiny loatra ianareo. I Bazylou sisiny havia ary i Jeankely sisiny havanana. Dia hoy aho hoe, toy izay mbola hifandrirotra hisintona havia na havanana, maninona raha ampifanantonana ny hevitra dia samy ampiharina ny maritra iraisana.
Nefa rehefa hifanatona izay dia mila fandeferana, ary mila miala amin'ny hevitra sasantsasany izay hitanao izao fa mety, nefa tsy azo ampiharina noho ny fifanatonana.
Tsy miana-kendry aho sanatria, fa mba atomboko aminareo ny "fihavanam-pirenena", raha mety.

22. Jeankely
(
17/06/2007 07:59)
Marin'izany fa leiry mahamay be kano=))=)).Midonaka mihintsy ny Malagasy aminy. Izaho tsy sisiny havanana izany fa gaga aza ny any ankavanana hoe iza koa izany JK izany. Tsy fantany aho ary tsy mitomany ho fatany. fa i bazylou kosa aloha tsy revy-ko e=))=)). Mahamay, mangotrakotraka leiry dia tampohana rano mangatsiaka.=))=))Ketrak'ila mandraoka aomby sady manao saina amin'ny salaka=))=))=))
23. marozevo
(
17/06/2007 21:09)
Jeankely ah... Tsy sisiny havanana amin'ny Politika anie io lazaiko e. Fa eto ihany.
Izaho izao miezaka ho centriste, fa tsy fantatr'izay centriste any Mcar akory aho no tsy havan'i François Bayrou aty France.
Lainga lainga tokoa aloha fa mivatravatra fiavy i Bazylou eh... Tsarovy anefa fa eto ihany io adihevitra io fa tsy ho aiza akory. Fifanabeazana no tanjona eto, mba ho samy tena "olom-pirenena vanona" isika jiaby rehefa ho tonga ny andro handraisantsika andraikitra mivantana amin'io Firenena mamintsika io.

24. Jeankely
(
18/06/2007 01:42)
Manantena anao sy izay mbola mihevitra ho Malagasy izahay e. Tandremo koa manao resaka avy any amin'ny SARIBAKOLIN'NY NTAOLO fa tsy ekenay. Mila revy vaovao ny firenena. 2007 aza efa misasaka mbola resaka lany andro ihany no atao. lazaina mampitandrina investisseur tsy hanao "investissement" nefa mampitandrina azy tsy hiditra amin'ny raharaha-tokatranon'ny Malagasy.