Vao tam maraina za no nihaona tam prefet d'etude ndry zareo, de nazavainy ana fa tsaratsara kokoa hono manaraka ny normaly ny zaza e! ts manin fa isika RAD no mieritreritra fa tara ilay zaza, fa refa lehibe izy vao ho hitantsika eo ny vokany, de zay zany :D