Ravalomanana « menace » les investisseurs
1. ronaldo09
(
13/06/2007 09:01)
L’affaire Sylvain Urfer a remis sur le tapis les debats sur la souverainete nationale. A l’aeroport international d’Ivato, apres avoir assiste à Shanghai (Chine) au Sommet de la BAD, le president Marc Ravalomanana, lorsqu’il a ete interroge par les journalistes sur les motifs de l’expulsion du Pere Urfer, a fermement mis en garde les etrangers qui seraient tentés de s’immiscer dans les affaires internes de Madagascar. Cette mise en garde a ete enrobee des menaces comme si le chef de l’Etat connaîssait dejà les prochaines cibles. Hier encore à Fort-Dauphin lors de la ceremonie du lancement du coup d’envoi de la construction du Port d’Ehoala (une construction d’une valeur de 140 millions de Dollards), le président de la Republique a lance une enieme mise en garde à l’endroit des investisseurs etrangers qui sont installes à Madagascar. « Madagascar a sa souverainete nationale. Vous, les investisseurs etrangers, si vous voulez rester ici, vous devez respecter cette souverainete nationale. », a-t-il martele.
Bravo president !Zahay Diaspora aty ary manaja lala tsy misy hoatry izany nefa dia ilana vaniny koa iza ela no hanitsakitsaka ny fiandrianam-pirenenay ?Marina ary faly mihitsy aho amin'io fihetsikin'ny filoham-pirenena io !
Tohizo fa tsara ary ny vahiny manko any Madagasikara miseho azy milay izay ary tsy manisy hasina ny tompo-tany !!!

novalian'i Jeankely ny 15/06/2007 07:06
3. bozyboleta
(
13/06/2007 09:09)
Refa hoe "vahiny" defa tsy tompony zay, ka n'aiza n'aiza de tsy maintsy mipetraka tsara manaja ny an'ny tompony fa tsy miseho milay.
Raha hampiasa vola no aleha eto de ampiasao ny vola, mahità tombony satria ty sy nday io, tsy hamono ny reniny no tsy hahafaty ny zanany.
Noho izany aleo apetraka ny fitsipika ary aza manalika
Raha hampiasa vola no aleha eto de ampiasao ny vola, mahità tombony satria ty sy nday io, tsy hamono ny reniny no tsy hahafaty ny zanany.
Noho izany aleo apetraka ny fitsipika ary aza manalika
4. Jeankely
(
13/06/2007 09:17)
Maty ihany ny reniny raha mahay mitroka mafy ny zaza e. Ilaina ny fijoroana ary tsy hoe fanaovana tsinotsinona ny vahiny izany fa tena ara-dalana. Ny lalan'ny varotra sy ara-toe-karena resaka hafa fa mety ho vizana mihintsy rehefa tsy mivoatra na tompontany aza saingy ny maha-firenena ny firenena tsy hidiran'ny vahiny.
5. ronaldo09
(
13/06/2007 10:02)
Ny aty an-dafy aloha ra-jeankely indrindra ny eto Russie raha vao misy vahiny manakarena noho ny tompo-tany dia raikitra ny arakaraka sy ny ramatahora !Ny any Dago toa ny vahiny no manam-bola noho ny tompo-tany ary sahy mitory ny tompo-tany mihitsy !
Ny aty raha vao ianao vahiny no mitory dia eo ianao izay fa tsy hisy hiraharaha ka izay no ilazako hoe Bravo President !
Ny aty raha vao ianao vahiny no mitory dia eo ianao izay fa tsy hisy hiraharaha ka izay no ilazako hoe Bravo President !
6. Jeankely
(
13/06/2007 10:17)
Marina fa ny tsy ampy kosa dia raha hisokatra amin'ny fanatotoloana ara-toekarena dia tsy hanana nohon'ny vahiny ianao ary tsy rehefa mana dia ratsy akory. Ny mpangalatra, mpanao risoriso no ratsy fa rehefa resy amin'ny fifaninanana dia maty ary tsisy aza-fady io. Ataoko fa na any Russie aza ianao angamba tsy dia "interventionist" be manadala intsony angamba an? Resaka tsena hafa ny resaka fiandrianampirenena hafa. Raha hiasa any Madagasikara na hanokatra filiale any ve Samsung, Microsoft ohatra fotsiny dia ho kely saosy noho ianao? Na izany aza President-nay io e.=))
7. xxx
(
13/06/2007 10:34)
Fa mba vakio tsara ra-jeankely ilay lahatsoratra ao anaty gazety e.
Aminay dia be tsikera ny hafa ravalo hahafahany mitsetsitra misimisy kokoa ny gasy toa azy. Tena tsy mifaditrovana mihitsy izany raha olona. Fa angaha raha miseho ho tezitra ialahy de hoe tompon'ny marina? Ra tena lehilahy koa izy maninona raha ireo sinoa sy karana mambotry ny gasy ireo no roahina? Ra mahay maninona raha ny olana maro be eto @ tanana no vahana sy andraisana andraikitra? Sa tsy hitany ireo? milay eo ambon'ny fahoriam-bahoaka lery! Milalao ny sentiment ny olona fotsiny. Mpiatsaravelatsihy!

9. Jeankely
(
14/06/2007 01:57)
Jeankely tsy miala amin'ialahy na wawawa na totohondry na daka e. Tsy miala io fa President-nay. Gadra ialahy rehefa mangalatra ary rehefa tsy mifanaraka amin'ny lalana na vahiny mody. Mazava sa ahoana???
10. bozyboleta
(
14/06/2007 07:34)
Hadihadio hoe iza aloha le investisseurs hiantefan'ny hafatra e! Matoa ny sinoa, ny kanadiana, ny amerikana sy ny hafa manatontona ny volany eto, efa nolazaina azy mialoha ny fitsipika ka sahy izy matoa manao.
Fa misy ireo mbola te-hiseho azy ho rôle de mody manome nefa ny ao ambadika manalika.
Zava-nisy tatsy Comores ty lazaiko ty: nanao lalana ny sinoa, defa krizy ny frantsay. Niditra t@ teknolojia sinoa koa ny Comores Telecom de mainka nandrahona ny frantsay fa hotapahiny ny fanapiana an'i Comores raha tanteraka io. Fa tsy noraharahian'ny filoha komoriana zany. De oaina teo lafrantsa.
Zay koa no mbola tiany atao eto, koa ra tsy vendrana ny malagasy koa vorona efa maty no mbola hitomaniany.T@ fahavelony aza izy tsy nahay nisioka akory. Inn no mba nataony ho an'i Madagasikara?
Fa citoyen inona moa reo karana manalika gasy lazain'i xxx reo? Ataovy kely hoe ny fanadihadiana!

11. Jeankely
(
14/06/2007 08:08)
ilay vorona akory tsy maty fa ny atodiny lamokany satria ny "Elite"-ny finaritra miteny Pararantsay aminay Gasy "nul".
12. bazylou
(
14/06/2007 12:15)
Aza mimenomenona rangahy rehefa kamo velona iray lavaka!! aleo asian'ny vahiny rehefa vendrana sy tsy te hanao ny gasy e!! :{:{
13. Jeankely
(
15/06/2007 07:06)
Tsy misy mitady an'ialahy fa izay ahasoan'ialahy any atao. Anay ny taninay ary tsy mila hevitra "Bazylou" na "Tezitra". Aza miverina any ialahy fa anay io ary tsy mitamby amin'ialahy izahay. Izay fanapahakevitry ny fitondrana dia izay no atao hoe Madagasikara fa tsy ny resaky ny olona tafita any andafy. Tsy misy manakana vahiny tsy ho avy eo fa ialahy no miseho Elite nefa tsy mahazo seza dia mi-wawawa. Tsy omenay an'ialahy ny seza. Mazava???