farasisa 
niryna - 17/06/2007 04:56
|
![]() eczema dia aretina hoditra izay hatraorina elabe ilay faritra mangidihidy dia lasa mviovK nana kely sy ra ary mitsovaka vokatr'ilay hidihidy sy kikisana lava, dia iny no mifindrafindra.Jereo raha misy zavatra tsy zakan'ilay zaza amin'ny hodiny ohatra savony fanasana lamba,akanjo landy(vita amin'ny wool)zavatra synthetic,volon'alika na saka sns.Dia fadio ireo.Aza avela hatraoriny fotsiny fa mamela trasy.Raha izay no mitranga dia hosory menaka diloilo kokoa(butter cocoa)rehefa sitrana dia miala tsikelikely ilay loko maity,na asio vitamine E koa fa manampy be io.Andramo ny menaka vaseline pure fa io no mandaitra.Raha ilay resaka farasisa amin'ny ankizy izany a.Ny olon-dehibe koa aza manome tongotr'omby ny olona rehefa misy bevohoka mba hiarovana ny farasisa sy mampadio ny hodi-jaza hono.Tsy haiko indray rehefa avy teraka vao omena ilay ankizy na rehefa lehibe fa andramo aloha . |
ravakamalala - 17/06/2007 11:38
|
![]() tena misy mahasamihafa azy mantsy raha hoe farasisa sa eczema! raha eczema dia fitsaboana eto ivelany ihany fa raha farasisa mety mila fandiovana tanteraka ny any anaty any! |
niryna - 18/06/2007 03:31
|
![]() |
niryna - 18/06/2007 03:45
|
![]() http://chip.med.nyu.edu/file.php/6/eczema.jpg http://www.allergycapital.com.au/Images/Delayed%20eczema.jpg http://medimages.healthopedia.com/large/coin-shaped-eczema.jpg http://eczema.skyeherbals.com/images_and_css/eczema_on_hand.jpg http://missinglink.ucsf.edu/lm/DermatologyGlossary/img/Dermatology%20Glossary/Glossary%20Clinical%20Images/Eczema_Nummular-L.jpg Ka misy mitovy amin'ireo ve ilay mahazo an'ilay zaza? |
ravakamalala - 18/06/2007 11:01
|
![]() ohatran ilay faharoa io angamba hoy aho fa tsy be rougeur be ohatran izao aloha e! nahita sary iray koa aho tsy tadidiko na fahafiry izy teo na fahafiry fa ilay ohatran ny misy "plaque". io koa mahazo azy. izany hoe bouton kely bdb sy plaque izany e! fa ny fahitako ireo sary nalefanao ireo ohatran efa tena grave be an! sady miampy an ilay hoe hôtrôrin ilay zaza koa ilay izy, vao maika maratra, d mmisy risque na infection! |
niryna - 19/06/2007 04:50
|
![]() ![]() |
tix16 - 08/11/2018 06:38
|
![]() |
Lesteraction - 15/03/2023 07:35
|
![]() |