farasisa

1. ravakamalala ( 13/06/2007 07:43)
Inona marina no tena antsoina hoe "farasisa"?

Inona no dikany amin ny teny frantsay?

Toa efa henoko mantsy ilay hoe farasisa na toaka ohatra : dia hoe voa io aretina io ny zaza raha toa ka mpisotro toaka loatra ny iray tamin ny ray aman dreniny tamin ny fotoana nanamboarana azy, na tamin izy tany ambohoka!

Misy koa nefa anefa ny miteny hoe ny farasisa dia otrik'aretina miteraka ilay aretina antsoina amin ny teny frantsay hoe "syphilis"!

Mba omeo fanazavana fanampiny izay mahay azafady!
novalian'i Witcher4 ny 08/08/2023 18:07
2. xxx ( 13/06/2007 08:18)
Toa nom générique hiantsoana ny @ boutons eny @ vatana ny farasisa , ka boutons maharitraritra

Dia ny origine izany no mahatonga hoe farasisa avy à izao : maladie vénérienne, na aretin'aty (noho ny toaka, sakafo matsiro loatra) ...
3. booboo ( 13/06/2007 09:36)
Syphilis ny farasisa kah ! ny boutons eny @ vatana indray dia endrika isehoan'ilay farasisa ...
4. booboo ( 13/06/2007 09:40)
hadinoko, MST io.
5. lapino ( 13/06/2007 09:42)
Fa angaha moa tsy hoe : syphilis = tety , farasisa = eczema ? :roll:
6. booboo ( 13/06/2007 09:55)
Mitovy ihany farasisa sy ny tety = syphilis
Fa farasisa tsy eczema veli² kah :^):^). Mety ny endrika isehoan'ilay aretina ny eczema fa tsy voatery noho ny syphilis....
7. kally ( 13/06/2007 09:56)
Mety ho eczéma na psoriasis ny farasisa. Ny antsika moa rehefa aretina na kirifitra eny @ hoditra dia farasisa daholo no iantsoana azy fa @ vazaha hafa ny psoriasis, dia hafa ny éczema.

Boubou> marina ny nolazain'i Lapino tety na angatra ny mst fa tsy mst ny farasisa.
8. booboo ( 13/06/2007 10:32)
Rehefa mihombo ilay aretina dia mihitra eny @ hoditra dia mahatonga eczema, psoriasis, boutons sns avy teo(fa io efa any @ stade tsy haiko hoe fahafirin'ilay aretina). Io angamba no mahatonga ny ankamaroan'ny malagasy miteny hoe areti-koditra fotsiny ny farasisa...

Any @ taovam-pananahana (mifindra @ alalan'ny pénétration), lava-body (mifindra @ alalan'ny sodomie) ary vava(mifindra @ alalan'ny cunni, fellation) no ipoiran'ny lésions voalohany @ muqueuses @ ireo faritra ireo dia izay no maha-MST azy.

Ilay tety indray farasisa ihany fa @ teny frantsay tety = syphilitique (adj).
9. kally ( 13/06/2007 13:55)
booboo:

Rehefa mihombo ilay aretina dia mihitra eny @ hoditra dia mahatonga eczema, psoriasis, boutons sns avy teo(fa io efa any @ stade tsy haiko hoe fahafirin'ilay aretina). Io angamba no mahatonga ny ankamaroan'ny malagasy miteny hoe areti-koditra fotsiny ny farasisa...



Misy eczéma sy psoriasis tsy avy @ mst akia a!
10. watafon ( 14/06/2007 06:36)
ny farasisa = syphilis ; fa @ ankamaroan'ny gasy dia rehefa mety ho dermatose hita @ zaza kely voa teraka na eczema na psoriasis d lazaina fa farasisa daholo
11. booboo ( 14/06/2007 11:04)
Kally > marina ny teninao. fa ilay aretin-koditra noho ny farasisa (fisehon'ilay aretina rehefa mihombo) no tiako tenenina @ ireo. hihihi aza tsiny raha tsy mahay manazava tsara zà hihihihihi.
12. ravakamalala ( 14/06/2007 12:11)
mbola mampisalasala anie izany ny tena dikany e!! eczema ve sa syphilis?

misy zazakely mantsy izao manao eczema, dia lazain ny bebe-ny hoe misy farasisa, dia ho voan ny syphilis ve izany ilay zaza?

ary inona ary no fiteny ny eczema amin ny teny gasy?
13. ravakamalala ( 14/06/2007 12:12)
tadidiko tampoka , ny tety toa "blénnoragie" raha tsy diso aho.
14. xxx ( 14/06/2007 14:05)
watafon:

ny farasisa = syphilis ; fa @ ankamaroan'ny gasy dia rehefa mety ho dermatose hita @ zaza kely voa teraka na eczema na psoriasis d lazaina fa farasisa daholo



izay no nahatonga ahy hiteny hoe tout ce qui est boutons @ gasy dia farasisa aloha ny anarany, avy eo dia lasa hoe farasisan'izao na izao

tsy aleo ve ry mpanokatra sujet mijery Dokotera toy izay i bebe no mihaino diagnostic n'i bebe?
15. booboo ( 14/06/2007 19:45)
zà mbô gaga ry xxx :roll:

Ravakamalala > Eczema raha mpahazo ny hoditra, fa ny farasisa aretina mpahazo ny taovam-pananahana avy @ firaisana ara-nofo tsy "protégé". Rehefa tsy voatsabo dieny voalohany izy dia mihitatra eraka ny vatana (fery, boutons, tasitasy @ hoditra sns).
Raha zaza vao teraka no voan'ny farasisa dia voan'ny farasisa kounkou zay ny mamany
16. xxx ( 15/06/2007 08:38)
Mahamenatra ny gasy ve izany ny hoe misy farasisa ???
17. ravakamalala ( 15/06/2007 09:12)
efa nijery dokotera fa io koa ve moa holalaovina fa lé resaka farasisa no nampisalasasa ahy hoe, inona marina no tena atao hoe farasisa?

raha toa ka tena syphilis tokoa, dia diso fiteny izany ny olona miantso ny aretin koditra rehetra ho farasisa! satria tsy syphilis velively ny eczéma! :-D:-D

ny aretina azo amin ny firaisana ara nofo rehetra dia mahamenatra ny olona foana, na gasy io na vazaha na zaponey!

nentina tany am dokotera ilay zaza fa tadiaviny omena antibiotique be mandritra ny 15 jours en plus (josacine 500mg)
18. lapino ( 15/06/2007 09:19)
ravakamalala:
tadidiko tampoka , ny tety toa "blénnoragie" raha tsy diso aho.
Ny fahalalako azy indray, tety = syphilis, angatra = blennoragie


19. watafon ( 15/06/2007 12:34)
syphilis = farasisa na tety ny dikany e!
20. xxx ( 15/06/2007 12:35)
dia niteny ve ilay dokotera ry ravakamalala hoe "farasisa" ity : tsy hoe te hahalala ny aretina nahazo azy aho fa te hahafantatra ny fomba filazan'ny Dr azy sans utiliser un terme médical


misy infection ihany izy izany no nahazo azy fa tsy eczéma raha nisy antibiotique
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.747