Hiverina@ Indulgence indray

21. xxx ( 13/06/2007 07:44)
xxx> tsy mahafantatra anao aho fa mba resaka nasiana sira kely iny :D

marozevo, ikaretsaka> ho hitanareo mitsikafona miandalana eny ihany fa aza maika.
22. majesty ( 13/06/2007 09:17)
mandinika fotsiny aloha :roll:
23. marozevo ( 13/06/2007 09:19)
xxx > Ny momba io tsy maninona ka... Mifankahalala ve isika. Raha eny dia tsara, raha tsia tsy misy olana. Na mbola ampianao karibonetra aza vao maika matsiro. :lol:

Fa izao kosa : Nahoana no andrasana hitsikafona ilay resaka vao ambara ? Tsy tsara ve raha ampahafantarina mialoha mba hahafahana manitsy azy, raha ilaina izany ? Aiza moa no hahafantarantsika raha mba misy amintsika naman'ireo Maopera lazainao ireo, ka mba hanao "teny tsy misorona" aminy.

Izao manko, ny fahazahoako an'ilay hoe mitsikafona somary péjoratif. Raha diso anefa io fandraisako io, dia ialàna tsiny indrindra. Misaotra.
24. ikaretsaka ( 13/06/2007 14:02)
miombonkevitra @ marozevo
25. marozevo ( 14/06/2007 22:45)
ary miandry an'i xxx.
26. xxx ( 15/06/2007 08:55)
Alefako hafatra manokana any aminao tsy ho ela.
Teni-na Antily
27. marozevo ( 15/06/2007 09:04)
Maika be ery aho handray izany fa dia misaotra sy mankatelina anao e.
manome toky anao aho fa hanao arak'izay tratry ny heriko hanao "teny tsy misorona".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3098