Bon annif

21. ikaretsaka ( 11/06/2007 04:49)
Dia mankasitraka anareo rehetra e.
niampy taona 1 indray izany fa dia midridroka eny foana noho ny fisianareo e!

sympa> vao mainka mampidridroka azy io!
22. Fiffi ( 11/06/2007 05:32)
de zaraina am-zay zany ny gatô ? :)
23. diamondra27 ( 11/06/2007 05:57)
bon annif e!:-*:-*
24. rvoulah ( 11/06/2007 06:22)
bon anniv ndroky ika a , ho taona 1 hitomboan'ny fahasalamana , fahasambarana indray e!
bizzzz:-*
25. Tokinao ( 11/06/2007 07:14)
Arabaina Ikaretsaka a! Dia mirary soa ho anao e :)
26. ari.malala ( 11/06/2007 07:26)
bonaniversera ikaretsaka de mirary soa hatrany o
27. mamzelkely ( 11/06/2007 07:36)
bon annif ika na de somary taraiky aza eee :-*:-*:-*
28. nathie86 ( 11/06/2007 08:20)
Joyeux anniverssaire ki ry IKA an d ho ela velona eh:-*
29. sympa ( 11/06/2007 11:13)
Ory i raha ikare ââââ tairo @ zay ny fêty êêêêê [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Films_et_TV/brice.gif[/IMG]
30. ari.malala ( 11/06/2007 11:44)
mahay mandihy any sympa zany e! :-D
31. cbd ( 12/06/2007 18:34)
=))=))=))=))=))=))=))
32. Fiffi ( 12/06/2007 19:01)
:-D:-D
33. mbaliana ( 12/06/2007 19:08)
taraa za ry ikaretsaka fa dia bonne anniversaire e:oops::oops:
34. cbd ( 12/06/2007 20:12)
Naivo no tara fa tsy i jeanne anie :-D:-D:-D:-D
35. Fiffi ( 12/06/2007 20:17)
:roll: fa iza zany ?
36. lancia ( 13/06/2007 12:43)
bon anif zany ô!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
37. cbd ( 13/06/2007 21:29)
Fiffi >> "mieux vaut tard que jamais" :-D:-D:-D:-D
38. Fiffi ( 14/06/2007 09:33)
eka ouz !:)
39. cbd ( 14/06/2007 22:46)
:-D:-D:-D:-D
40. Fiffi ( 15/06/2007 04:58)
f'ita fa marina zany koh ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2009