USB flash drive

1. melody ( 10/06/2007 16:03)
noheveriko fa ny floppy disks ihany no mora simba na 'corrupt' fa kay ihany koa ny flash drive. Inona no vaha-olana ry zareo fa ao anatin'io daholo ny momba ny fianarako, references etc. nefa tsy azo sokafana.
Misaotra betsaka o!
novalian'i monstre ny 22/09/2007 08:45
2. ratonga ( 10/06/2007 17:38)
ntsôooo tena ra aiko d natoroko twa fa tena mitendry klavié ihany no aiko:cry::cry:
3. melody ( 10/06/2007 17:53)
ratonga a, misaotra e:-*:-*:-*
mi-panika mihintsy aho ato very daholo ny 'memoirs' ko:-D:-D:-D:-D:-D(mbola mihomey ihany ity adala ity, hihihi):evil:
4. sitlo ( 10/06/2007 18:32)
mamangy amin'ny fahoriana melody. :-*,
Andramo amin'ny ordinatera hafa fa sao dia mba handeha, na andramo amin'ny linux.
Fa efa betsaka ny efa reko simba kah, ny an'ny zokinay, ny an'ny namako ....
Nefa ny an'izay namako iray izay tsy simba mihitsy nefa efa lasa tany anaty machine a laver dia namainina dia nandeha ihany. :-D
Resaka FAT32 sy NTFS matetika no iandohan'ny fahasimbany. Dia avy eo hoe tsy formater, dia raha vao formatena dia tsy mandeha intsooonyyyyy.
5. melody ( 10/06/2007 18:51)
ka izay indrindra ange e, manontany fôna ilay izy hoe formate-o d tsy sahy zà, efa nandramako t@ karazana ordi fa mitovy ihany ilay message. Izaho indray tsy mahafantatra olona manana linux. Tena tsy misy azo hatokisana mihintsy izany itony 'gadgets' itony an
Misaotra sitlo:-*:-*:-*
6. andry44 ( 10/06/2007 19:42)
andramo io natoron'i sitlo io,lay linux na unix fa raha tsy milamina @io de tsisy fika fa de mahaiza mihonona e!:?
Conseil kely fotsiny:raha mividy flash disk any aoriana de aza matin'ny zay mora fotsiny rey olona a!:lol:
Tsy ahiko na mora ny na t@lay lafo ny an'i stilo zany fa reny mora,roa ariary hoy ry zalahy zay de mora maty kely!:wink:
Ny ahy ao 1GO mipetraka fotsiny ao de ny an'ny bandy akamako zay 2GO fa de narina fotsiny!!
Fanampiny:raha zavatra tena important be de aleo manao copie@na flash maro²:wink::wink:
7. melody ( 10/06/2007 20:09)
dia tsy haiko na mora satria fanomezana ilay izy, grrrrrrrrrrrrrrr, dia veloma marina izany no ady eo satria tsy manana linux na unix zà. Hanatra: mila manao copies maromaro mihintsy @ manaraka fa tena tsy lass ny toy izao.... zavatra tsy nampoizina hoe hoe simba!!!
Misaotra andry44:-*:-*
8. pissoa ( 10/06/2007 20:19)
tsy te ho eo amin'ny toeranjy za ry melody raha tsisy hevitra hakana ny asa tao ! :-*:-*:-*
9. melody ( 10/06/2007 20:40)
na izaho koa aza tsy te ho eo @ toerako:-D:tsy misy hevitra hi-recup an'ilay izy izany koa, tsy aleo mitsiky fôna na dia mafy aza ny manjo:)
10. pissoa ( 10/06/2007 21:02)
marina ny teninjy :-D
Mihira sy mitsiky (ny skoto) raha sendra ny sarotra :-*:-D
11. sitlo ( 10/06/2007 21:09)
=)) tsiky dia ampy
12. pissoa ( 10/06/2007 21:32)
zao ve sitlo refa mitsiky :{:-D:-D:-D
13. melody ( 10/06/2007 21:44)
sitlo: raha ity no =)) dia ahôna izany no tapa-tsinay?:-D:-D
pissoa::-*
14. sitlo ( 10/06/2007 22:34)

[center][/center]
15. DotMG ( 11/06/2007 06:29)
Raha resaka amin'ny samy mora vidy, somary hitako mafy toto kokoa ny USB misy vatoaratra ireny (izany hoe na @ fakantsary, na @ finday, na fihainoana MP3/MP4).

Ilay manao formatage dia midika fa very daholo ny contenu, fa ny flash sisa no mety ho mbola azo ampiasaina, ary hiverina virjiny ilay izy. Raha ny contenu no zava-dehibe, aza miditra @ formatage aloha fa andramo scandisk. Raha vao voalohany no nitranga ny olana dia mety ho avotra ihany. Raha mandeha ilay scandisk dia hiova ho lasa FOUND.000, FOUND.001, ... ny anaran'ny rakitra rehetra dia anjaranao no mitady hoe iza no iza?
16. rhina ( 05/07/2007 09:41)
zao e! resaka daholo zany matoa ny flash mamoka an'io erreur io an d na enao niasa tao anatiny dia tsy mety fa tsy ncopienao collenao tao @ bureau aloha le fichier vo ntravaillenao na misy zavatra bdb loatra ao nefa tsy ilaiano akory na tonga d ntsoahanao fa tsy mba nesorinao ohatran'ny fanaovana azy. etc...

marobe koa d formateo d @ manaraka mahaiza mampiasa fa tsy raha oe kado moa iz teo d atao tsinontsinona.

rehefa tsy mety formatena @ le clik droite iny d formateo @ dos rehefa tsy mety @ dos d itadiavo vatapaty d mampilaza anay eto @ serasera forum fa iandry faty izahay d mety handevona koa raha afaka

17. Jeankely ( 25/07/2007 09:36)
Rehefa zavatra tena ilaina dia manokatra mail address vaovao ary atsipy any ny asa na research na inona. Na very ny Pendrive na latsaka aiza efa manana ny vonona miandry ianao ary afaka sokafana n'aiza n'aiza. Aza mba miandry voadona vao mitady vahaolana. Mila mailo hatrany. Tsy mandoa vola ny manana mail address folo hihihi.
18. monstre ( 22/09/2007 08:45)
melody:

noheveriko fa ny floppy disks ihany no mora simba na 'corrupt' fa kay ihany koa ny flash drive. Inona no vaha-olana ry zareo fa ao anatin'io daholo ny momba ny fianarako, references etc. nefa tsy azo sokafana.
Misaotra betsaka o!


Raha manana BadCopy Pro ianao dia afaka recuperer-na ny zvt ao(tsy 100% kosa ah).

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2371