maladies nosocomiales

1. xxx ( 09/06/2007 12:45)
azo sokajiana ho "maladie nosocomiale" ve ny "staphylocoque doré"? raha eny, dia inona no tokony ho ataoko, satria voa io karazana microbe io aho izao. il y a 3 mois exactement no nivoahako ny hôpital suite à une fausse couche. ary ny niatombohan'ny "plaque echzéma" dia teo amin'ny nisian'ny catheter. tokony hametra-pitoriana ny hôpital ve aho? raha eny dia iza no tokony antoniko etc..., raha tsia dia inona no tokony ataoko satrie efa tena abrutie amin'ny antibiotique aho izao nefa ohatran'ny tsy misy fiovàna firy ny fery mahazo ahy. misaotra mialoha! (asa raha tokony tato na tao amin'ny "hoy ny lalana" no napetrako ity hevitra ity.)misaotra anareo mialoha :)
novalian'i watafon ny 11/06/2007 15:41
2. kally ( 10/06/2007 06:56)
Maladie nosocomiale ny staphylocoque doré, fa iza no niteny hoe voan'io ianao?
Ka efa niverina nijery ny dokoteranao ve ianao fa efa ela anie izany 3 volana izany e!Sa manao dokotera tenany?
Izy io aloha toa tsy sitran'ny antibiotique ankoatry ny méticilline...
Raha nanao dokotera tenany ianao fa tsy mba nijery dokotera taorian'ilay nivoahanao hôpitaly dia ho sahirankirana ihany ianao hitory ny hôpitaly.Manatona ny assurance-nao raha manana assurance défense en justice ianao, fa izy no manoro ny hatao.
Raha tsia dia efa omàny mialoha ny volan'ny avocats fa mora anie ny miteny hoe hitory fa rehefa tena tafiditra ao ianao sahirana.
3. xxx ( 10/06/2007 18:07)
aiza moa no ahalalako izany hoe "staphylocoque doré" izany raha tsy ny dokoterako no nilaza izany ahy? nanaovany analyse ny fery tamiko dia io no confirmer-ny analyse io ilay teniny. efa nomeny pyostacine 500mg aho traitement 8 jours + orbénine 500mg traitement pour 15 jours. tsy misy fiovana fa ny eo ihany no eo. donc, raha tsy manana assurance défense en justice aho izany dia eo no raisana? mba loza koa izany marina. aza mba marary ihany ry zareo fa toa tsy hanana ny rariny ka
4. kally ( 10/06/2007 20:12)
Tsy miteny aho hoe eo ianao no raisina, fa maivamaivana kokoa ianao raha manana défense en justice, zareo no mitady avocats sy mandoa ny volan'ny avocats fa raha ianao irery no hiady any dia tsy manakivy aho fa lavitr'ezaka ny lalanao.

Moramora mantsy ny miteny hoe ho toriako fa ny vola lany eo angaha..?? Ny fanangonana ny porofo hoe tao marina ianao no voan'io ets. Tsy moramora fa mangalà ihany hevitra any an-kafa sao misy hahitanao rirany kokoa fa fomba fijeriko ihany io.
5. xxx ( 11/06/2007 05:43)
misaotra betsaka an'i kally nanome torohevitra :)
6. watafon ( 11/06/2007 15:41)
xxx: tena anisan'ny maladies nosocomiales zany mahazo anao zany k ! fa maninona tokoa raha miverina any @ hopitaly ? satria mbola prise en charge tsara ireny aretina ireny ! azonao toriana tokoa fa lanjalanjao ihany kalou !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.978