tsikitsiky lava
61. ratonga
(
12/06/2007 13:40)
naughtyboy:
nena zao tsorina fa tovo j'hay iny zao no mbo arako farany tany de zao efa misy daoly ny spy D sns na six mihira le" zaza maditra" :-D:mbo avoahy kely nge izy io azafady e ry namana isany -Dmanja daoly nefa zany
ra tovo j'hay http://www.dailymotion.com/videos/relevance/search/tovo+j'hay+/1 d mazotou é!!!
63. naughtyboy
(
12/06/2007 14:01)
masaka b ratonga an name six no anarany le boaikely manantalenta mihira le "zaza maditra "mbo jereo fa mahalina..
65. ratonga
(
12/06/2007 15:44)
melody> fa manin dry :cry: ao fa fafako é!! http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/xiwsx_isekely :wink::*
67. melody
(
12/06/2007 17:32)
naughtyboy: ilay hira rehetra no nampalahelo ahy, mba hasio mihetsiketsika @ izay ry zalahy a:)
ratonga: tandrifindrahona fotsiny iny e!:)
Fiffi::D:D:D io ary izà fa efa nitsiky be:-*:-*
ratonga: tandrifindrahona fotsiny iny e!:)
Fiffi::D:D:D io ary izà fa efa nitsiky be:-*:-*
68. ratonga
(
12/06/2007 19:04)
melody: ty misy mihetsiketsika o antwa:wink: http://www.dailymotion.com/relevance/search/eric%2Bmanana/video/x1mlm7_isotry-analakely-tananarive:*
69. Fiffi
(
12/06/2007 20:23)
ratonga: hummm.....mbola hafa hiany akia zany any zany an ! tena zah zany ...:(
71. naughtyboy
(
12/06/2007 21:03)
saody le jerry marcos reny no mety aminao ry melody
"samy mafoaka" iza ndray no amanana an'iny azafady tompoko:)
"samy mafoaka" iza ndray no amanana an'iny azafady tompoko:)
72. melody
(
12/06/2007 21:08)
naughtyboy: tsy dia izany lôtra ka, ilay hiram-pitiavana ange mampanonofy fotsiny e...manjary mahalasa saina e:wink:
73. ratonga
(
12/06/2007 21:50)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/eric%2Bmanana/video/x1nabt_enfants-de-madagascar :wink:
76. ratonga
(
13/06/2007 07:43)
naughtyboy:
saody le jerry marcos reny no mety aminao ry melody
"samy mafoaka" iza ndray no amanana an'iny azafady tompoko:)
http://www.dailymotion.com/videos/relevance/search/JERRY+MARCOS/1 :lol:
77. naughtyboy
(
13/06/2007 10:43)
masaka b ratonga a:wink
melody ..norma zany refa tratrany hira mambabo ny fo sy mampifaly saina reny tsy maintsy lasamborona ihany:lol:
melody ..norma zany refa tratrany hira mambabo ny fo sy mampifaly saina reny tsy maintsy lasamborona ihany:lol:
78. Fiffi
(
13/06/2007 12:30)
ratonga::*:*:* heu....:-D:-D:-D:-D hummm....mahay mandihy ry zareo zany an !
79. melody
(
13/06/2007 12:32)
ratonga:misaotra betsaka akia @ ireo hira mamy a:-*:-* fa io faranay io tsy afaka nosakafana satria ato am-pianarana aho izao fa rehefa tonga any an-trano izah mijery:D
naughtyboy: izay indrindra e! tsy dia hoe ilay mihetsiketsika be ohatrany JM akory ange fa rehefa tsy ilay mampanembona ireny dia mety e:wink::-*
naughtyboy: izay indrindra e! tsy dia hoe ilay mihetsiketsika be ohatrany JM akory ange fa rehefa tsy ilay mampanembona ireny dia mety e:wink::-*
