mitady namana
1. liba
(
07/06/2007 11:28)
namana vaovao, mitady namana lahy na vavy, 33 à 37 ans,hanala fahanginana sy ny hamohamon 'ny asa e !
novalian'i Fiffi ny 08/06/2007 08:34
2. ratanana
(
07/06/2007 12:46)
salut ianao, inona malaza any ary e! de manorata ary fa ( hafatra ) vonona hitafa ny akama
4. anjaran3
(
08/06/2007 03:17)
fa angaha makafoka ra liba no dia mitady namana hanalana hamohamon'ny asa ,tokony tsy blem izany satria ny asa tsy maintsy atao .miankina @ao ny namana hanala fahanginana ho anao ,fa raha forum dia izahay eto .:-D:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi
(
08/06/2007 08:34)
anjaran3::roll::roll:
fa angaha makafoka ra liba no dia mitady namana hanalana hamohamon'ny asa
