dinidiniky ny kristianina katolika

21. xxx ( 08/06/2007 10:39)
Tena ilaina dia ilaina fa tsy sahiny. Meteza ianao eo @ toeran'ny Katòlika sy ny eveka. Ny pretranao roasina fotsiny @ izao tsy misy fanazavana, sady izay koa natao toy ny fandroaka jiolahy. Hafahafa ihany izany !

Faharoa, tsy fihemorana ny fanonganana ny jadona fa fahafahana.
22. diamondra27 ( 08/06/2007 11:00)
izay le we fantaro izay inoanao...

le gasy zany de @ maha olomasina azy nonojereny, de na inona na inona fahadisoana de we: olo_masina io tsy tokony kitikitiana

père pedro na de efa nahavita zavatra be de be t@ gasy aza raha manao ny tsy mety de mandray ny vokany.
Izany no atao hoe: mijoro @ fahamarinana fa tsy manararaotra @ étiquette

le gasy d sentimenka be loatra :cry::cry:

ny ahy zao raha namako be tahaka ny inona refa manao ny tsy mety tsy maintsy tenenina na dia miafara @ fisarahana aza izany

izay afafy no jinjaina

resaka politika no nidirany nefa tsy tokony nidirany
23. ikaretsaka ( 08/06/2007 11:15)
lila:

fa tena ilaintsika ve hamakian'ny fanjakana ampahibemaso ny anton'ny fandroahana nefa raha étranger any andafy no voaroaka tsy mba manana compte à rendre?



Eny, tena ilaina tokoa!
Raha etranger (ianao ohatra) any an-dafy (frantsa ohatra) no voaroaka @ resaka tsy mazava, indrindra moa fa relijiozy na mpanao asa mifandraika amin'izany. dia omena ny motif.
Voaroaka ohatra fa nanao espionage (raha spy na journaliste)
fa ity tsisy lilil mihitsy
24. marozevo ( 08/06/2007 13:21)
Za kosa tsy mba manaiky ny hoe sarahina ny maha : Vazaha, Maopera, Zezoita....
Olona "integral" izy, ka tsy azo sarahina ireo. Ilay vazaha no voaroaka, ekena. Nefa ve tsy Mopera intsony izy amin'io fotoana io.
48 h. Ary tsy vitan'izay fa mbola narahi-maso sao... maninona angaha ?
Tsy maninona mihitsy raha lazaina ny marina momba io.

Ny marina rehetra tsy filaza : Assertion philosophique io ka mbola azo iadian-kevitra.
25. ikaretsaka ( 08/06/2007 13:54)
ekena fa ny marina rehetra tsy filaza, fa tsy midika izany fa takonana lainga marivo tototra ny marina
26. pissoa ( 08/06/2007 16:49)
lila:

fa tena ilaintsika ve hamakian'ny fanjakana ampahibemaso ny anton'ny fandroahana nefa raha étranger any andafy no voaroaka tsy mba manana compte à rendre?

raha izaho no roahin'ny fanjakana aty dia mety tsy hisy resaka ... fa raha ny consul gasy roahiny dia inoako fa ho gaga hatraminao miteny io ! Dia toy izay ilay izy ! :wink:
27. pissoa ( 08/06/2007 16:50)
Diamondra27 : fohy loatra ny fahitanao raha tsy mahita hafa tsy resaka santimaka ianao ao amin'ilay resaka ! Miala tsiny amin'ny fitenenana :oops::oops::oops:
28. pissoa ( 08/06/2007 17:19)
sonwin : toa tsy azo sarahina amin'ny mahaolona ny mahapretra raha tsy diso za koa :oops: sady fiainana io no "asa" no finoana !

:-D:-D:-D
alaivo an-tsaina hoe ry Sonwin izay mety ho position-nao raha i Radidy na Roland no teo amin'ny fitondrana ka manao ny tsy rariny. Mety miteny iray amin'ireo voalazanao ireo ve ianao ? Ny atahorako mantsy dia sao misy resaka "tiako bika sy tiko tarehy" ilay resaka ! Mety niteny ve ohatra i Sonwin hoe :
Ny amin'ny fanehoana ny rariny, raha mahazo vahana ny mpanohitra, ok aza, dia sitrakareo izany ny tsy hilaminan'ny tany mihitsy fa hifanongana ampitoerana lava eo! Dia rahoviana vao ho tafarina?

Asa aloha !
29. marozevo ( 08/06/2007 17:25)
Ingahy Ambasadaoro Malagasy any Italie aza nandeha, noho ny fanendrena ara-dalàna, gaga isika koo...

Za aloha gaga e... fa ahoana ? Hoy aho.
30. ikaretsaka ( 10/06/2007 04:12)
pissoa> mino nefa aho fa raha ianao na izaho aza no roahin'ny fanjakana any @ izay misy anao any na misy ahy aty, dia omeny antony ianao hoe fa maninona ianao/izaho no voaroaka!:lol:
31. marozevo ( 10/06/2007 16:14)
Dia manaiky aho raha mitombina ny antony... Tsy maintsy hoe manaiky foana koa moa tsinona na tsy mazava aza ny antony. Fa indraindra ady fiady ihany.
32. ikaretsaka ( 11/06/2007 05:59)
za kosa aloha manontany ny antony hoe satria maninona e.
na any madagasikara aza aho ka sakantsakanam-poana!
33. sonwin ( 11/06/2007 15:05)
hangina amizay aho ny amin'ity resaka ity fa tsy hitovy hevitra mihitsy isika.
Misaotra anareo e :-*

N.B: Nahafinaritra ny teny nataon'i Mgr Raymond Razakarivony teny amin'ny Falda Antanimena teo anoloan'ny Justice et Paix. Teny "neutre" tsara sy mametraka ny fiangonana amin'ny toerana tokony ho izy.
34. pissoa ( 11/06/2007 16:51)
Andray ! za tsy novaliany akory :cry::wink:
35. marozevo ( 11/06/2007 22:09)
Fiffi > Tsy afaka hamaly anao izy satria efa marina io lazainao io.
36. sonwin ( 12/06/2007 06:56)
pissoa> Eny niteny io aho na i Radidy no teo na i Roland. Ary na i Roland no teo na Radidy dia efa ireo voalazako ao ambony ao ireo ny hevitro:wink:.
37. pissoa ( 12/06/2007 18:27)
tsara izany :wink:
38. ikaretsaka ( 12/06/2007 21:58)
ka ho fantatra ihany ny antony ve aloha sa tsy ho fantatra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4727