fampitandremana, hafatrafatra
21. Jeankely
(
09/06/2007 07:55)
Tsy solafa izany re "diamondra27" a. Hafa ny vady ary sahala ny tena ny vady. Raha marary izy marary ny tena fa tsy hoe ahoana akory.Ilay hoe Reny aloha dia ny vady no ihanteherana fa saingy tsy mitovy amin'ny reny na oviana na oviana. Angaha izahay manambady reny aminao????
22. diamondra27
(
09/06/2007 16:04)
jeankely: tsy hoe: manambady reny nareo fa misy lhl manana izany toetra izany, mila entina toy ny zaza le lhl, tsy mahay manapakevitra irery fa le vhv no manao ny rehetra e!
23. Jeankely
(
11/06/2007 02:06)
Ny mpivady dia natao hiara-mandinika ny rehetra satria raha tonga ny soa dia an'ny fianakaviana ary raha sendra ny tsy mety dia mbola an'ny fianakaviana. Fitiavana ary fanajana ny vehivavy no hiandrasana ny heviny fa tsy hoe tsy mahatapa-kevitra.Sady tsy solafa no tsy reny fa vady hitokisana ary hiarahana amin'ny rehetra. Tsy antery io fa sitrapo noho izany tsy misy resaka fanompoana.
24. diamondra27
(
11/06/2007 06:06)
jeankely: marina de marina ny voalazanao fa misy ny lhl autoritaire sy macho ...
De tokony hitandrina ny na vavy na lahy mba hiova ary hifandefitra
omeko ohatra ianao: t@ vanimpotoana taloha dia ny lhl no manapaka, ny vhv izany misy voan'ny antsoina hoe:tsy afa-manoatra de manaiky ny tenin'ny lahy; manambany ny vhv
Mbola misy sisa zay tavela ny olona no manao toy izany

25. bozyboleta
(
11/06/2007 07:59)
Iee!Tokony efa hiova ny toe-tsain'ny lhl maro.Ny vady de namana afaka hifanampy @ zavatra maro.
Ary @ zao fotoana zao no tena ahitana fa namana ny vady indrindra eo @ ara-bola, ary efa resaka tonta be zany hoe ny lhl irery no mandidy manapaka zany.
Ekena fa ny lhl no loham-pianakaviana, rafitra efa voapetraka ara-tantara sy ara-baiboly io, ary sarotra ny manova azy. Fa tsy midika io fa izy irery no tompom-pahefana.

26. diamondra27
(
11/06/2007 08:34)
bozyboleta: zay ndrindra manko
na de ny fitaizana zaza koa aza efa niova fa tsy le didy jadona be reny toy ny taloha
na de ny fitaizana zaza koa aza efa niova fa tsy le didy jadona be reny toy ny taloha
27. sakaizakely
(
11/06/2007 08:50)
Jeankely> Marina fa miara-mandidy ny lahy sy ny vavy, fa misy lafiny miandry ho tantanana na ny lhl na ny vhv fa tsy mahavita mandray andraikitra irery. Mifanohana sy mifameno izy roa ary afaka miantehitra @ andaniny na ny ankilany rehefa misy fahalemena kely iny.
29. bozyboleta
(
11/06/2007 10:53)
Raha aty Mada aza zao de somary efa mivadika ny rasa fa betsaka ny vhv no mivoaka mitady vola ary le lhl ndray no miandry trano mikarakara tokantrano sy ny ankizy. Ary tsy misy olana @ reo tokantrano reo fa manampy ny lhl ary tena mahavita ny adidiny sy zay tokony ataony ny vhv alohan'ny andehanany sy rehefa avy miasa.
Ny fifanajan'ny mpivady ho samy tompon'antoka @ tokantranony na lafiny ara-bola na fitantanana na fanapahan-kevitra de tena zava-dehibe.
Tsy ny fijangajangana ihany no atao hoe fanitsakitsahana tokantrano fa ny tsy fanajana ny ankilany @ maha-mpiara- miombon'antoka koa de tena fanitsakitsahana ankitsirano.

30. booboo
(
11/06/2007 11:20)
misy hira zay kounkou manao hoe :
"Tsy mba misy tsy ho diso
Fa izay mikiry no adala
(...)
Aoka tsy hokiriana raha toa anarin'olon-tiana.
(...)
Raha miteny andrematoa
Aoka hihaino ramatoa.
Raha mananatra rafotsy,
Aza dia mamotsifotsy"
@ lé eka ouz kounkou io tononkira io @ fiainanan'ny mpivady...

31. kelly13
(
11/06/2007 11:28)
booboo>hé hé hé ty mintsy izy ty
http://www.dailymotion.com/related/3583844/video/x24mx9_solika-tsy-mba-misy-tsy-ho-diso/1
http://www.dailymotion.com/related/3583844/video/x24mx9_solika-tsy-mba-misy-tsy-ho-diso/1
32. booboo
(
11/06/2007 12:00)
kelly13 > hu hu hu merci a...fa mbola fari-peo zà zao dia tsy mahatakatra lé feo hihihihihiihi