ahoana!
1. anjaran3
(
07/06/2007 04:30)
ahoana ny alalnanao ny sipanao hoe tia anao izy=((:-$
novalian'i nathie86 ny 08/06/2007 13:50
4. kallie
(
07/06/2007 06:44)
:-D aôna no ahalalanao oe tinao izy???
Refa mahateotia ve enao tsy ho tiny???:-D
Refa mahateotia ve enao tsy ho tiny???:-D
6. Fiffi
(
07/06/2007 09:12)
nathie86: heu.....non ! zah akia tsy masika zany fa ny zavatra somary mahagaga anaha fotsiny de ozy zah hoe: rehefa andefa dinika de tokony mba jerena aloa ny efa mandé.....ohatran'le dinika hoe "tratra ambody omby" zao an ! niverina in-3 le izy !
7. Jeankely
(
07/06/2007 09:48)
Tena mampihomehy marina aloha fa olona ahoana no tsy ahafantatra hoe tia ahy ity na tsy tia. Indraindray aloha rekefa tia ahazo zavatra ny sipa na lahy na vavy dia samy mody maneho fitiavana na izany aza fantatra foana ny tena izy sy ny sarisariny.
8. xxx
(
07/06/2007 12:00)
hakapoy @ vato ny loha ka raha miantso ambilansy izy dia tena tia tokoa moa izany!
9. kallie
(
07/06/2007 13:37)
:-D:-D:-D d ra tsy manana téléphone iz ry xxx? na tsy ainy ny numéro an'ny ambilansy? d tsy ti ko ve?:-D
11. Fiffi
(
07/06/2007 21:18)
xxx:=))=))=))=))
hakapoy @ vato ny loha ka raha miantso ambilansy izy dia tena tia tokoa moa izany!
12. anjaran3
(
08/06/2007 03:38)
azafady ary fa tsy mampaninona ny efa mahay koa ny mamaky gazety mivadika e! misaotra ra jeankely a!
13. Jeankely
(
08/06/2007 04:03)
Tandremo fa tsy mahita hoe niantso sa tsy niantso "ambulance" izy raha torana eo. Aza mamono tena izany fa izay ahamanjabe anao atao dia vao mainka mitombo ihany ny fitivany anao.
15. nathie86
(
08/06/2007 13:50)
ka na dia tsy tiana ary v refa maratra tsy hangalana ambulance eh:-D:-D:-D