kaiamba

1. booboo ( 06/06/2007 21:27)
Inona no hira kaiamba isan'ny tianareo indrindra ? asio patiny kely @ lay tonony tsy matinareo lolo hoe ...

o^oo^oo^o
novalian'i xxx ny 09/06/2007 21:52
2. pitoussy ( 06/06/2007 22:06)
tsy haiko le titra :oops:
"...ny elanelan-tany
aza atao mahaketraka e
(tsy haiko)...misy olo tianao o
farafaharatsiny e, taratasy alefaso o..."

hi!hi!hi! sa tsy Kaiamba no mihira an'io :p
3. pissoa ( 06/06/2007 22:10)
le misy hoe :

Aza filafilaina lwatra zaho malalako iny !
[ bla bla bla]

Akory aminaro
Raha tsy anjara ro
[bla bla bla] hisintaka
4. sitlo ( 06/06/2007 22:19)
le an'i francis turbo

taratasy iray nampangovitra ...bla bla bla

taratasy iray nalefanao nampalahelo
nanjary namafako ranomaso ranon-delo
tsy ... gne aho ka tsy nahita azeute
ka iny ny fanafodiko faraparan-dry je t'aime
tantara tsara be nge wa ny antsika roa taloha e
satria izaho sy ianao dia toy ny akanjo sy patalo
tsy nifankafohy mihitsy dia toa ny ol tsa ho faty
kanefa ve za sa ianao no tena tsa nahatanty

malahelo izaho mitaraina eh...bla bla bla
5. patrick2002 ( 06/06/2007 22:54)
ny ahy y hirany topokolahy Jean Fredi
Oh gorisagorisa
Oh karatsa karatsa ..........
:-D:-D:-D
6. kally ( 07/06/2007 06:27)
Ny ahy ilay misy an-dry zareo [size=15px]efa niezaka hatrany nikaroka momba ny hasambarana...[/size]
7. lost ( 07/06/2007 07:27)
kally>>
io ko ny ahy tena miteny io hira io,bref miteny daholo ny hiran'ny kaiamba sasany,fa io ny ahy no itako milaza ny tena fiainana
8. nathie86 ( 07/06/2007 07:58)
Patrik2002:-D:-D:-D:-D
ny anà ndray tsy diniko arô tsy diniko édy eh bla bla
9. lapino ( 07/06/2007 08:23)
kakazo mahitsy :)
10. hery ( 07/06/2007 08:32)
Sigara mantola
Sigara mantola
Sigara mantola serie eeeee
Manitsy malaolao blabla
11. nikopol ( 07/06/2007 08:38)
aporatiana
mionona arô

ny andozako anô atia
raha tsy tiagna e
12. Fiffi ( 07/06/2007 09:15)
inn re ny ahy eh ?:roll:
13. Imahaka ( 07/06/2007 09:17)
Efa nisy roa andro izay ee
Tsy nahitako an'azy e
Tsy haiko marina eee ty tany nandehanany
:?o^o:@
14. ari.malala ( 07/06/2007 12:28)
sangisangy nataoko anao iny e tsy nampoziko havinitra anao ro
hay ro nataonao ampo izy iny e blabla
15. ari.malala ( 07/06/2007 12:32)
sangisangy nataoko anao iny e tsy nampoziko havinitra anao ro
hay ro nataonao ampo izy iny e blabla
16. kally ( 07/06/2007 17:38)
lost:

kally>>
io ko ny ahy tena miteny io hira io,bref miteny daholo ny hiran'ny kaiamba sasany,fa io ny ahy no itako milaza ny tena fiainana


Andao handihy blozy ary :-D :-D

Ary ilay hoe
Hitanao fa na maiziny andro ô!
Ny kôtro-baratra arahin'ôran'andro ô!
17. ari.malala ( 08/06/2007 13:51)
tsy mampagnino edy e za ko lalalala
manambitamby lava ro tsy dignin'olo o, tsy dignin'olo o
18. lapino ( 08/06/2007 14:05)
kally:
Ary ilay hoe
Hitanao fa na maiziny andro ô!
Ny kôtro-baratra arahin'ôran'andro ô!
io koa milay be http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=826
19. kelly13 ( 08/06/2007 19:46)
za tsy mahay paroles fa za nefa tia kaiamba beuuu :?
20. xxx ( 09/06/2007 21:52)
magnitaigny eo daholô tegnisagny e!
ka raha magnignô ty kiraro maimbo forumy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0542