zah zany te........

1. Fiffi ( 05/06/2007 19:50)
[color=#FF3300][size=20]zah zany te....(tandremo sao de misy miheritreritra zavatra ratsy eo an !) de tohizo ary.....
hatomboko aloha an ! zah zany te-hatory.....[/size](/color]
novalian'i epsedo ny 31/07/2007 18:15
2. Fiffi ( 05/06/2007 19:50)

-zah zany te-hatory......
3. sitlo ( 05/06/2007 19:59)
za koa, ndao ary hatory eh, tandremo sao misy mieritreritra zavatra ratsy an :°)
4. pissoa ( 05/06/2007 20:04)
za zany te himeme be :-D:-D:-D
5. Fiffi ( 05/06/2007 20:07)
:-D:-D:-D:-D sitlo: ka zay no nolazaiko hoe tandremo an ! :-D:-D
pissoa: toundé hita fa mi-:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
6. sitlo ( 05/06/2007 20:08)
hay ve tena matotra eh

za zany te hitazatazana mpandalo miaraka am bandy akama any am tanàna
7. fanaina ( 05/06/2007 20:48)
za zany te ho any dago!!!:roll:
8. karinah ( 05/06/2007 21:39)
:wink: za izany te hi-karajia!!!:-D:roll:
9. maditra ( 05/06/2007 23:34)
zah izaigny ti-hilelaka (aza misy mieritraritra zavatra ratsy eo an) :)
11. wooda ( 06/06/2007 00:04)
za zany te hifaly miaraka @ namana ery @ laplage Miaraka @ guitare sy Brochette! (hanalana sorisory!)
12. wooda ( 06/06/2007 00:08)
za zany te hanao bizoroka (l)
13. wooda ( 06/06/2007 00:13)
za zany te ... euh :roll: mamerimberina
14. sitlo ( 06/06/2007 00:25)
za zany te hiazakazaka sy himeme eny am tany malalaka
15. pissoa ( 06/06/2007 00:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
16. wooda ( 06/06/2007 01:12)
za zany te ahita an'i sitlo miazakazaka sy mimeme eny am tany malalaka zany :-D:-D:-D
17. sitlo ( 06/06/2007 01:15)
za zany te hanisy r ny faran'ny ps rehetra :°) tsy tezitra an :-D:-D
18. pissoa ( 06/06/2007 01:36)
Io notenen'i wooda io no saika noteneniko dia nampime ahy teo :-D:-D:-D:-D:-D

sitlo : kendaiko eo :twisted::-D:-D:-D:-D:-D
19. pissoa ( 06/06/2007 01:37)
Oops, za zany te hanakenda an'i sitlo :oops::-D
20. wooda ( 06/06/2007 01:42)
za zany te haka soufle fa matin'ny meme fona =))=))(soa ihany fa tsy mety ampina le ps-ko @ le r =))=))=)))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0527