feon'anjely Manjakaray

1. miranakely ( 05/06/2007 08:17)
Mahanoana daholo,
Sao mba afaka mahazo tononkira an'ilay hiran'ny feon'Anjely Manjakaray misy hoe "ireo ditra fahiny..."iny ?

Misaotra mialoha

Mirana
novalian'i pissoa ny 05/06/2007 18:54
2. pissoa ( 05/06/2007 18:54)
Raha tsy diso za dia interpreten'ny Feon'Anjely ito hira ito fa tsy haiko raha io no tadiavin'i Mirana kely :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0507