Ny antitra ho vizana fa miomana ny tanora
1. Jeankely
(
05/06/2007 07:35)
Na manampahaizana tahaka ny inona aza ireo efa nitondra sy mpanao Politika tranainy ireo dia tsy maintsy ho vizana noho izany ny tanora dieny izao dia mila mahay mifanaja ary mizaha ny lalana tsara hitondrana ny Firenena. Aza mba manaiky taritin'ny olona ankady fa tsy hanana halahatra ihany koa nareo rehefa tsy tsara ny fototra hiangana. Ny fandrosoana sy ezaka vita amin'izao mbola hatsarainareo in-1000 avo heny koa aza potehina ny zava-bita. Amin'ny andronareo ve mbola ho lazain'ny sasany fa gisitra ihany ny Firenenareo?
répondu par Jeankely le 10/06/2007 02:14
3. Jeankely
(
05/06/2007 10:41)
Misaotra fa mifanampy eto isiaka fa Madagasikara tsy tokony ahamenatra izany fa ry zalahy no zatra ny lalandririnina. Efa maro ny tonga saina ary mbola homena azy hatrany ny hafatra milay =D=D:-$e?=))=))
4. Jeankely
(
06/06/2007 10:32)
Jereo fa tsy misy manana halahatra ry zalahy fa ny haka seza sy ny hanozongozona ihany no mahamaika azy. Kobon'ny bandy kely ny fikany.
6. Jeankely
(
08/06/2007 03:22)
Miakara raha mahavoa fa hobianay e. Izay ve andaha ny tsara e. Sady tsy hanao fa mandrabiraby fotsiny ity. Efa vazaha ialahy dia aleo izay matsapa ny tenany ho Malagasy hitady hevitra ny ahasoa ny taniny fa az hidirana. izay ahasoa any mbanjinina.
7. marozevo
(
08/06/2007 09:39)
Io ary fa ampiadian'ny mpanao Poiltika i Jeankely sy bazylou, nefa ry zalahy izao mifandom-bera.
Oay ireto isika e... fa viravirain'ny demony ratsy mpanao Politika.
Oay ireto isika e... fa viravirain'ny demony ratsy mpanao Politika.
8. Jeankely
(
08/06/2007 09:50)
Izaho tsy viravirain'ny Mpanao Politika fa izy no efa mpimenomenona ny Malagasy. Aza azonay mody any fa mijanona andafy.
9. marozevo
(
08/06/2007 17:37)
Isika ho'aho fa tsy ianao irery.
Sady citation'ny hiran'i Rossy io fa tsy ahy. Azafady fa tokony ho nasiako antragiémé.
Sady citation'ny hiran'i Rossy io fa tsy ahy. Azafady fa tokony ho nasiako antragiémé.
10. Jeankely
(
09/06/2007 03:14)
Angaha moa tsy ny samy olona tsotra foana no mifamaky rondoha e. Ny sasany aza ompa mihintsy no ataony ny Firenena sy ny Malagasy rehetra.
12. daomania
(
09/06/2007 10:31)
betsaka ireo niseho azy ho fetsy (malin) mandranitra ny vahoaka malagasy, ny adinon'izy ireo dia tsy mihinana ambolony ny vahoaka. Miainga @ zava-misy iainany ary mihatra @ fiainany ny zavatra saininy fa tsy raharahany ny kabary ambony vavahady sy ny hevitra manidintsidina entin'ireo pseudo-intellectuels (avec des analyses limitées par des à priori). Reraka ambony ihany ireo mpitantara abobo : ne pas confondre malin et intelligent.
Hafatra ho an'ny tanora, raha mihevitra ny hitondra firenena, ne penser pas pouvoir infantiliser le peuple malgache, les malgaches, de part leur vécu, ont une longueur d'avance sur vous.
Hafatra ho an'ny tanora, raha mihevitra ny hitondra firenena, ne penser pas pouvoir infantiliser le peuple malgache, les malgaches, de part leur vécu, ont une longueur d'avance sur vous.
13. Jeankely
(
10/06/2007 02:14)
Ok "Daomania" sy "Marozevo". Ny zavatra tiana hasongadina ary hampitomboina fatratra dia ny fahatongavan-tsainan'ny vahoaka maro an'isa. Reraka ary hita mivandravandra ny olona tsy misy ilana azy sy mpanao resaka tsy mitombona rehefa misokatra ny sain'ny vahoaka. Noho izany izay hevitra hampitomboina sy sain'ny tsirairay ahay hadalina no tokony zahavina fatratra. Maro ireo mihevitra ny vahoaka ho karavasiana sahala ny omby ka hatao "Gauche-Droite".
