Magnahirana
1. domino
(
05/06/2007 05:39)
Bonjour daolo e!
Mba mangataka ny tonokiran'i Lôla lahy le hoe Magnahiragna zay manana nareo e!
Mba alefaso amin'ity adiresy ity ra azo atao.
Misaotra mialoha de mandra-piresaka ndray o!
Bonne journée daolo e!
2. cmbolatiana
(
07/06/2007 04:46)
Ndraso fa omeko ianao fa any amiko misy dépliant fa amin'ity semaine ity alefako.
OK?
3. Fiffi
(
07/06/2007 05:22)
zah manana an'le cd fa tsy misy tonony ao....
4. tacha
(
31/07/2007 08:57)
mba mangatak itononkiran'i lôla manahiragna sy alay laka azafady
merci
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0373