loko
1. diamondra27
(
04/06/2007 13:05)
aleo koa za mba hanao fitarainana sao de mba mahazo ny anjarako
za ry hery tsy afaka manova loko ny soratra eto intso sy manao gras ny soratra fa ahoana kay ?
le menamena ihany no mandeha nefa za mbô te-hanao soratra manga fa efa mangamanga zao ny lanitra:-D:-D

novalian'i penina ny 09/02/2008 19:37
5. hery
(
04/06/2007 13:38)
diamondra> ok, hitako ny anton'ilay olana fa hahitsiko.
Azo atao koa ny mampiasa ny marika izay hita amin'ito takelaka ito http://serasera.blaogy.com/post/107/2978 fa tsy mampiasa ny anaran'ny loko
ohatra ny volomparasy dia #CC66FF dia azoko atao hoe ity dia volomparasy
Dia misy loko anjatony ao :-)
http://serasera.blaogy.com/post/107/2978

10. diamondra27
(
04/06/2007 14:43)
hery : mersi an!
sitlo: iza le faly? kala diams ve :-*:-*
fa maninona no natao rozy sa vomparasy ny anao?
Sa manandrana ny nataon'i andrea?
andrea : hihihi hay ve misy lanitra rozirozy e!
elefanta rose no efa henoko :-D:-D:-D

12. diamondra27
(
04/06/2007 14:48)
tena nety le izy
aleo atao anaty favoris zany aloha iny koa
tena aiza no hahaizana par (l) reo code reo kle
eo ndray le volomparasin'i sitlo we andramana

20. sitlo
(
04/06/2007 15:37)
jereo ny code RGB am photoshop izay loko tianao dia asiana # eo alohany