slt daholo

1. xxx ( 04/06/2007 13:01)
mba toroy hevitra ry reto hanalana mony a, efa mba miezaka fa tsy misy fiovana e,
2. kally ( 04/06/2007 14:15)
Savony argile verte, ranona thym no anasana tarehy, asiana tantely misy voasary makirana kely hanala ny tasy.Dia asehoy ato amin'izay ny sary sy solon'anarana rehefa manjamanja afa-mony:-P
3. diamondra27 ( 04/06/2007 15:46)
afaka ho azy io koa
raha vao, potserina de misy tasy mainty
4. Fiffi ( 04/06/2007 16:10)
hasio dentifrice...
5. miangalyandria ( 04/06/2007 16:44)
tsy kitihana mihitsy hoy i Neninay izay rehefa misy mony, ilay potserina ireny izany tiako tenenina izany. Ny ambiny misotro rano be dia be.
6. Fiffi ( 04/06/2007 17:34)
satria plus kitihina , plus mamindra eo akaikiny eo !
7. melody ( 04/06/2007 21:25)
Fiffi: marina ve io dentifrice lazaindy io akia?:?
8. Fiffi ( 05/06/2007 05:38)
melody: ié ! zany hoe manamaina ny bouton io no sady tsy mamindra azy eo akaikiny eo ! nanao an'io foana akia zah rehefa tsy hitako intsony zay atao ireny an !
9. sakaizakely ( 05/06/2007 09:15)
alohan'ny hanosotrosorana zavatra @ tarehy dia dinihina aloha ny antony mampisy ilay mony.

Hormonale ve ? sa misy karazantsakafo mampitombo azy (sakay, sokolà, sakafo be menaka...)

Mila manatona dermatologue dia izy no afaka manome vahaolana anao, satria mila fitsaboana avy any ampotony izy io, fa tsy ny fanosotrosorana an'izao sy izao no hahaafaka azy (On soigne les causes, et non les symptômes)

Misy fanafody tena efikasy be toy ny roacutane, traitement 6 mois renouvelable + crème tsy haiko fa ny zanadrahavaviko feno mony be dia toy izay no nahafaka azy, madio be ny tarehiny izao sady tsy peau grasse be toy n'izy taloha intsony

Tsy nilana zavatra hafa mihitsy
10. xxx ( 07/06/2007 10:59)
Fiffi > Fa nahoana no mifindra ny mony raha kitihana ? Zavatra avy any anatiny anie ny mony e

Sakaizakely > ohatry ny contradictoire ny lazainao, asainao mandeha dermato ilay olona nefa en même temps omenao anarana fanafody :?:

11. sakaizakely ( 07/06/2007 12:07)
xxx> io indray le mitsabatsabaka tsy sahy mitonontena nefa tsy mahazo resaka akory

Za nga manao hoe vidio ? Miteny fotsiny aho hoe azo sitranina ny mony, possible izany, fa mila manatona dokotera. Ary tsy azo vidina sans ordonnance io fanafody io.

teboka tsisy faingo
12. xxx ( 07/06/2007 12:22)
sakaizakely:

xxx> io indray le mitsabatsabaka tsy sahy mitonontena nefa tsy mahazo resaka akory

Za nga manao hoe vidio ? Miteny fotsiny aho hoe azo sitranina ny mony, possible izany, fa mila manatona dokotera. Ary tsy azo vidina sans ordonnance io fanafody io.

teboka tsisy faingo



Ndryyyyyyyy .... mitsabatsabaka aiza e ? Mora miakatra koa nareo izany a.

Tsy hitako izay hitononana ny anaran'ilay fanafody raha tsy hoe ho vidiana.

Naninona raha natao ohatran'io nolazainao io hoe "mety sitrana ny mony fa mandehana any @ dermato" , tsotra kokoa izay :-)

Indraindray eto dia misy fitia te hitantara fotsiny .
Ilay nièce any izao tsy mahalala akory hoe nivoaka t@ serasera ny histoire de mony !!!

veloma aza raha tsy misy faingo aza e
13. sakaizakely ( 07/06/2007 12:50)
ka zao ange ry sifotra no tsy takatry ny sainao e, za rehefa miteny dia tiako ny manaporofo ny zavatra lazaiko e !

fa tsy hoe rehefa tsy takatry ny sainao de hoe fitia te hitantara, nga moa isika mitovy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3277