ahoana ny fijerinareo an'ity
1. toovs
(
01/06/2007 08:50)
tsy haiko aloha fa mba ndao hiaraha midinika izay sahy sy malalatsaina.
de ity lay sujet ary e:
Un archéologue à lunettes qui nettoie un bloc de pierre avec un pinceau, sur TF1 ? On se pince pour y croire... Mais la chaîne ne pouvait pas passer à côté du documentaire très polémique de Simcha Jacobovici, produit par James Cameron : diffusé aux Etats-Unis sur Discovery Channel, il a signé sa meilleure audience de l'année.
1980, banlieue de Jérusalem. Lors d'un chantier, on découvre une tombe creusée dans la roche. Les archéologues y découvrent dix petits ossuaires, dont six portent des inscriptions en hébreu. Entre autres : « Jésus, fils de Joseph ». 25 ans après, le journaliste Simcha Jacobovici, primé pour ses documentaires sur le virus Ebola ou le tourisme sexuel en Inde, tente de démontrer qu'il s'agit de Jésus de Nazareth.
Il revendique pour cela une démarche scientifique : archéologie, épigraphie, statistiques, et même tests ADN... Selon lui, tout concorde : « Rien n'est venu contredire la théorie. » Les ossuaires correspondent exactement à ceux du Ier siècle après J-C, et leur patine semble l'attester. Tous les noms inscrits sur les cercueils de pierre pourraient désigner l'entourage très proche de Jésus : Marie, Mariamne alias Marie-Madeleine... Certes, ces noms sont très communs à l'époque, mais leur association l'est beaucoup moins, selon les statisticiens convoqués dans le film. Ensuite, des tests ADN montrent que Jésus et Mariamne ne sont pas de la même famille : s'ils sont ensemble dans ce tombeau, c'est donc qu'ils sont mari et femme ! Et le clou de l'histoire - si l'on peut dire : l'ossuaire le plus petit porte l'inscription « Juda, fils de Jésus ». Non seulement, Jésus et Marie-Madeleine étaient mariés, mais en plus, ils ont eu un fils !
On pense tout de suite au Da Vinci Code : il ne manque plus que la pyramide du Louvre et Audrey Tautou... Simcha Jacobovici n'apprécie guère la comparaison, bien sûr : « Le Da Vinci Code est un travail de fiction. Je ne prétends pas que le tombeau de Marie-Madeleine est à Paris, mais à Jérusalem. Les ossuaires, c'est un fait. » Mais comme Dan Brown, il évoque un complot pour étouffer l'affaire, même s'il n'incrimine aucun moine albinos assassin : « Depuis sa découverte en 1980, on n'a presque jamais parlé de ce tombeau. Pourquoi, s'il est tout à fait banal, comme le prétendent certains archéologues ? »
Quant à l'Eglise, elle ne peut évidemment accepter que Jésus soit enterré à Jérusalem (ni qu'il soit marié d'ailleurs) : la théorie entre en contradiction avec le Nouveau Testament, et en particulier avec le dogme de l'Ascension. Elle s'exprimera par la voix de Mgr Di Falco dans un débat avec le réalisateur diffusé juste après le documentaire, et animé par Jacques Legros, journaliste sur la chaîne Histoire.

novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 20:00
2. lapino
(
01/06/2007 09:17)
Reportage fandrika be iny !!
Amin'ny alalan'ny hypotheses isan-karazany mifandraika amin'io no ametrahana ny kristiana amin'ny safidy hoe :
- hampiasa an'io resaka io hilazana fa nisy i Jesosy, dia ho afaka finganina avy eo hoe tsy nitsangana tamin'ny maty Izy
- na hilaza fa diso io satria nitsangana tamin'ny maty i Jesosy araka ny baiboly, dia hofinganina indray hoe raha io no mbola diso dia tsy nisy an'izany Jesosy izany akory.
Subjectif be anefa ny demarche nataon-dry zareo. Azo atao koa manko ny mametraka hypothese hafa ohatra ny hoe:
Nampanamboatra porofo ny mpanenjika hanamarinana fa tsy nitsangana i Jesosy fa nalain'ny mpianany sy ny havany. Tsy sarotra taminy izany satria ny deban'ny tanàna no mpanenjika an'i Jesosy.
Jereo fa na dia ny tohin'ny tantara nolazainy aza dia hoe: i Josefa maty tany Nazareta, i Maria maty tany Jerosalema, i Maria magdalena maty tany Frantsa. Kanefa dia fasana iray any Talpiot no misy azy rehetra.
Fanontaniana : iza no nanao an'io fasana io ? havan'i Jesosy sa iraky ny mpisoronabe ?
Fanamarihana iray hafa koa : i Jesosy dia sady tsy zanak'i Josefa no tsy zanak'i Maria ara-biolojika. Nitondra am-bohoka fotsiny i Maria ("mère porteuse"). Tsy afaka hisy ADN an'i Josefa na i Maria mihitsy ny vatan'i Jesosy. Fahadisoana izany ny fampitahana nataon-dry zalahy io.
Mbola betsaka ny zavatra azo iadian-kevitra amin'iny, na ilay soratra kimaimaika, na ilay toerana misy azy amina cimetiere (satria nisy fasana maro hafa koa teo amin'ilay toerana) sns ...
Fehiny : porofo tsy mitombina => hypotheses tsy mitombina ny an-dry zareo. Ary raha nitsangana tamin'ny maty i Jesosy, tsy afaka hahitana taolambalony izany mihitsy.

3. sonwin
(
01/06/2007 09:34)
fitadiavam-bola io kle. Izay manolotra zavatra mifanohitra amin'ny finoana izao no tena mangorom-bola. Louzzzz, gaigy be mihitsy:^):^)
4. toovs
(
01/06/2007 09:47)
raha ilay tenin'i Lapino kosa aloha de tsy hitako izay havaly azy e. Mety marina mety tsy marina.
fa ny an'i snowin miteny hoe izay manao zavatra ifanohitra amin'ny finoana toa tsy azoko mitsy.
samy manana ny finoany ka ahoana ny hanoherana finoana?
Misy izao ny olona mino sy manaiky hiaramiasa am satana, de mahazo vola ve izany ze manohitra ny finoandry zareo?
Misy koa izao ao Dago mpitarika finoana izay mamaky biboly, io rangahy io toa hoe tsy nianatra teolojia tany am toerana fianarana izany nefa mpitarika fiangonana malaza any dago. de izy anefa lasa nahazo volabe refa nanao an'io asany io. ko nahoana no hoe izay manohoitra finoana am zao no mangorombola

5. xxx
(
01/06/2007 10:19)
toovs> mifanohitra amin'ny finoana kristianina no tiako lazaina fa tsy ampy, marina ny fanamarihanao
sonwin
sonwin
6. marozevo
(
01/06/2007 10:25)
Nahita iny reportage iny koa aho,
Tsarovy anefa fa ny anaran hoe "Jesoa" dia anarana be mpitondra tamin'izany, toy izany koa ny hoe "Joseph". Noho izany tsy voatery ho porofo io akory. Fa raha toa ka nisy hoe "Roi des Juifs", na koa hoe "Chrestos" na "Meshiah", na hevitra hafa mety mifandraika amin'izany dia mety hitombina kely ihany.

7. toovs
(
01/06/2007 12:39)
xxx:
toovs> mifanohitra amin'ny finoana kristianina no tiako lazaina fa tsy ampy, marina ny fanamarihanao
sonwin
OK snowin, azoko tsra am zay ny tianao holazaina. ka refa izany de zah tsy manohitra ny teninao fa manampy sady sahiko koa no miteny fa tsy voatery ho izay mifanohitra am finoana kristiana rery no ataon'ny olona fitadiavambola. porofon'izany hoah ireo mpamorona (na secte no fiantso azy na tsy secte, tsy idirako lalina) antokompivavahana vaovao de miezaka mitady vola am fampivavahana olona. Misy olona lasa mamoaka fiara maro mihitsy satria niroborobo ny "fikambanampinoana" najorony. matetika manko ao am le fahafolonkarena no tena fidirambola an'ireny e.
nefa moa..... zay marivo sarosana amin'ny antokom-pinoany sy izay tsy niangona ihany no tratra am zany e
8. sonwin
(
01/06/2007 12:47)
toovs> ié, tena marina mihitsy io lazainao io ka. Fanoherana ihany nefa no fomba hilazako azy satria jereo tsara ireny olona ireny fa manorina ny "fikambanany" amin'ny alalan'ny fanoherana ny fiangonana kristianina efa mijoro. Diaboliseny mazana ny efa mijoro. Mampivavaka amin'ny alalan'ny fanoherana no hamaritako azy. Ary tena manankarena tampoka mihitsy.
9. ikaretsaka
(
01/06/2007 13:01)
izay foana anie io rehefa te haka vola sy haka kil e
diabolise-ny ny zavatra efa mijoro... dia ny marivo salosana iny fa voatarika

10. lapino
(
01/06/2007 15:07)
Mitady ho orsize izy zany kle :roll:
toovs > raisiko ho fahateren-tsaina amiko ny tsy finoana. Kanefa, ento amin\'ny fahalalahan-tsainareo ary ny tsikera an\'io resaka io. Ento amin\'ny fomba fisainana siantifika soa aman-tsara mihitsy. Hamarino amin\'izany na marina na tsy marina ilay nolazaiko teo io.
------
Misy zedemo kely tsy aritro koa amin\'ilay teny frantsay etsy ambony io : « Rien n\'est venu contredire la théorie. »
- \"rien parmi ce qu\'ils ont montré\" na \"trouvé par des recherches orientées subjectivement\" io fa tsy rien absolu
- ankoatra an\'izay, \"rien ne contredit\" tsy midika velively hoe \"tout confirme\" ! danzz ihany ilay double negation raha tokony ho affirmation mivantana
Na izy nanao ilay fikarohana aza toa tsy resy lahatra akory amin\'ny zavatra arosony! Saingy manimba ny tsenany ny fampisehoana an\'izay manko...

porofo tsy mitombina => hypotheses tsy mitombina ny an-dry zareo.
------
Misy zedemo kely tsy aritro koa amin\'ilay teny frantsay etsy ambony io : « Rien n\'est venu contredire la théorie. »
- \"rien parmi ce qu\'ils ont montré\" na \"trouvé par des recherches orientées subjectivement\" io fa tsy rien absolu
- ankoatra an\'izay, \"rien ne contredit\" tsy midika velively hoe \"tout confirme\" ! danzz ihany ilay double negation raha tokony ho affirmation mivantana
Na izy nanao ilay fikarohana aza toa tsy resy lahatra akory amin\'ny zavatra arosony! Saingy manimba ny tsenany ny fampisehoana an\'izay manko...
11. marozevo
(
01/06/2007 22:36)
Fa tsy hoe kosa marivo salosana, na miova finoana, na voajono, daholo akory izay voasarik'ilay zavatra "ahodina" hitadiavam-bola. Misy mividy na mandany vola amin'ny zavatra toy ireny mba hanamafy kokoa ny finoana efa misy ao aminy.
Ohatra : Raha hamangy ao amin'ny crypte Vatican, (izay toerana misy ireo fasana talohabe ka mbola mitohy mandraka ankehitriny ny fouille), ny olona iray, dia tsy midika izany fa very finoana izy. Noho ny finoany no mahatonga azy mankao. Vola be mihitsy anefa no aloha raha te hamangy io toerana io.

12. ikaretsaka
(
02/06/2007 10:57)
Fa ilay ADN no tsy azoko!
Andriamanitra tsy hita hoe ahoana ny angalana ilay cellule ny hanaovana ADN, Masina Maria tsy hita, Masindahy Josefa tsy hita!
Aiza no ahitana Cell an'ireny mba angalana ny ADN?
matetika manko rehefa manao ADN dia mila eo ny ray/reniny ary ilay zanaka!
Ilay Ray sy reniny tsisy hita, dia ahoana ny fika?
Tsy possible fa resaka fotsiny

13. marozevo
(
02/06/2007 13:52)
Misy tsy azoko kely... fa nisy resaka ADN mihitsy ve ilay reportage iny ?
Marina fa zava-dehibe ny ADN ankehitriny, fa raha amin'ity resaka ity ohatran'ny tsy dia miraika amin'izany aho. Aoka anefa ny manam-pahaizana hanao ny asany sy ny fikarohany. Zony izany fa ny anjarantsika dia ny mandanjalanja.

14. lapino
(
05/06/2007 08:36)
marozevo > ie, nisy resaka ADN. Fa aza tonga dia maty lolo na izany aza raha vao maheno fotsiny hoe : ADN :wink: . Tsy hoe ny test ADN akory no mety ho diso, fa ny interpretation atao an'ilay resultat sy ny fampiasana azy amina andiam-porofo tsy ampy ho an'ny teoria noforonina.
Ika > ilay test adn tsy hoe nanamarinan-dry zareo ny identité-n'ilay razana akory ka. Fa nentiny nilazana fotsiny hoe : ilay tao anatin'ilay ossuaire "Jesoa" sy "Mariamne" dia tsy misy lien de parenté, izany hoe sady tsy reny-zanaka no tsy mpianadahy; dia nanatsoahany izay hoe mpivady ireo satria iray toerana tao amin'ny fasana.
Izay tsy nahita an'ilay izy, ka liana, dia http://www.dailymotion.com/fr/search/jacobovici
notapatapahiny ananki-7 ilay izy

15. marozevo
(
05/06/2007 11:39)
Io lazainao io indrindra ilay ataoko hoe anjarantsika no mandanjalanja.
18. Fiffi
(
05/06/2007 20:00)
lapino: misaotra nizara fa tena ....misy ho dinihina tsara .....
marozevo: :)
marozevo: :)