Hiran'ny tarika rémi
1. eisy
(
01/06/2007 05:32)
Tsy nikely soroka aho, namonjy sekoly
Namerin-desona aho, nazoto niary tory
Tsy maintsy manao enti_mody vaovao.....
Sao misy mahay ny tonony fa za tsy mahatadidy (lay tena izy fa tsy ilay teny ratsy a.... iny indray manko mba tena haiko)
Namerin-desona aho, nazoto niary tory
Tsy maintsy manao enti_mody vaovao.....
Sao misy mahay ny tonony fa za tsy mahatadidy (lay tena izy fa tsy ilay teny ratsy a.... iny indray manko mba tena haiko)
novalian'i Fiffi ny 04/06/2007 19:18
2. karinah
(
01/06/2007 07:16)
lalina izany!! mmmmmhhhhh, tena tsy mahay rah tsy mande le hira vô mba manaraka koa.:wink:
4. pissoa
(
03/06/2007 20:19)
tsy misy fiatoana
fa mianatra foana
cartable ambabena
feno boky sesehana
Nianarana avokoa
Fa hoe mitondra sooooooa !
[tsy haiko tsy haiko tsy haiko]
Ny lesona rehetra atao hay avokoa
Atao tsisy fetraaaaaa
Ny misondrotra kilasy no atao tarigetraaaaaaaa
:-D:-D:-D
fa mianatra foana
cartable ambabena
feno boky sesehana
Nianarana avokoa
Fa hoe mitondra sooooooa !
[tsy haiko tsy haiko tsy haiko]
Ny lesona rehetra atao hay avokoa
Atao tsisy fetraaaaaa
Ny misondrotra kilasy no atao tarigetraaaaaaaa
:-D:-D:-D
5. tslem
(
04/06/2007 15:42)
fanampinanpin'izay efa eo ity, somary mifandipandipatra angamba fa izay tadidy aloha no soratana dia mba amboarimboarina eo e :wink: ,dia mba fenoy ho an'izay mahay fa tsy mbola ampy e !
Raha tsy mahay tsianjery
dia voavelively
vobedin'ny neny
mahatsiaro mahamay
ny mokondohanay
voazeran'ny kibay
Tsy misy fiatona....
Ny lesona rehetra natao hay avokoa
natao tsisy fetra
ny misondrotra kilasy no atao tarigetra
Rehefa mba lehibebe
dia mahazo CEG
maontimaontina hendry be
eo ambodin'ny kahie
ny miteny dia raràna
fa mihaino ny fanazavàna
tsongo sofin-dramose
tehamaina mafy be
voatoraky ny lakire
raha miseho ho basivava
na mitodika aza ise
fa hoe mitabataba
Raha tsy mahay français
na tsy mahay mi-conjuguer
temps passé composé
dia mamafa gabone
gabone maloto be
raha tsy izany dia " collé "
Afaka ny BEPC
dia mananika lycée
nafoy ny gadra marobe
sy ny fafa gabone
fa sazy hafahafakely
no matetika mamely
latsalatsa tsy hay raràna
no mahazo anao mazàna
raha hanomana ny bac
dia ala-olàna tsy zaka
no mahazo am'izany
mampirotsaka tomany
Vita ny an'ny firenena
efa tena mato-tsaina
io ilay tranobe jerena
miandry ery Ambohitsaina
eny indray no andrandraina
raha hanitatra ny saina
eny indray tsy misy quoi
tsy mba misy manontany
raha tsy mihezaka ialahy
dia mitrosona amin'ny tany
fa 'reo mpampanatra am'izany
dia mampianatra ihany
EPP,CEG,Lycée,Université
nandalovana avokoa
nandaniana ro-doha
tsy natao kitoatoa
fa hoe mitondra soa
mety ho ratsy mety ho tsara
ny ho vokatr'izany
sy ny mety ho fiafaràny
fa ny masaka ao an-tsaina
dia ny hianatra hatrany.
Raha tsy mahay tsianjery
dia voavelively
vobedin'ny neny
mahatsiaro mahamay
ny mokondohanay
voazeran'ny kibay
Tsy misy fiatona....
Ny lesona rehetra natao hay avokoa
natao tsisy fetra
ny misondrotra kilasy no atao tarigetra
Rehefa mba lehibebe
dia mahazo CEG
maontimaontina hendry be
eo ambodin'ny kahie
ny miteny dia raràna
fa mihaino ny fanazavàna
tsongo sofin-dramose
tehamaina mafy be
voatoraky ny lakire
raha miseho ho basivava
na mitodika aza ise
fa hoe mitabataba
Raha tsy mahay français
na tsy mahay mi-conjuguer
temps passé composé
dia mamafa gabone
gabone maloto be
raha tsy izany dia " collé "
Afaka ny BEPC
dia mananika lycée
nafoy ny gadra marobe
sy ny fafa gabone
fa sazy hafahafakely
no matetika mamely
latsalatsa tsy hay raràna
no mahazo anao mazàna
raha hanomana ny bac
dia ala-olàna tsy zaka
no mahazo am'izany
mampirotsaka tomany
Vita ny an'ny firenena
efa tena mato-tsaina
io ilay tranobe jerena
miandry ery Ambohitsaina
eny indray no andrandraina
raha hanitatra ny saina
eny indray tsy misy quoi
tsy mba misy manontany
raha tsy mihezaka ialahy
dia mitrosona amin'ny tany
fa 'reo mpampanatra am'izany
dia mampianatra ihany
EPP,CEG,Lycée,Université
nandalovana avokoa
nandaniana ro-doha
tsy natao kitoatoa
fa hoe mitondra soa
mety ho ratsy mety ho tsara
ny ho vokatr'izany
sy ny mety ho fiafaràny
fa ny masaka ao an-tsaina
dia ny hianatra hatrany.
7. tslem
(
04/06/2007 17:11)
fiffi >>> tononkira oe fa tsy tononkalo,mbola tsy feno d manjary tsy tsara.Andraso fa misy tadidiko kely:
Reo madama marobe
demozely sy mose
na gasy na vazaha
dia tsy misy ialàna pas
mamely avokoa
tsy mba misy indrafo
voaterin'ny kizo
tsy mitanondri-doha
mihezaka hatrany
hampitombo ny ambopo
satria voakaravasy
raha mi-double kilasy
Reo madama marobe
demozely sy mose
na gasy na vazaha
dia tsy misy ialàna pas
mamely avokoa
tsy mba misy indrafo
voaterin'ny kizo
tsy mitanondri-doha
mihezaka hatrany
hampitombo ny ambopo
satria voakaravasy
raha mi-double kilasy
