Mitebiteby ve ianao rehefa mieritreritra ny fahanterana?

21. xxx ( 12/06/2007 20:33)
izaho tsy mba mivaky loha @ izany fa tsy hita akory eny @ endriko na ny vatako, dĂ´nky: tsy mivaky loha fa ho hita eo rehefa.
sady io anie ny ao an-tsaina ihany e! tsy misy hatahorana fa tsy misy olona miha-tanora, miha-antitra daholo!:arrow:q bt
22. cbd ( 13/06/2007 12:36)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/B%E9b%E9s/bebe-femme-enceinte-123.gif[/IMG]
23. Stretch ( 13/06/2007 13:21)


[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG]
24. cbd ( 13/06/2007 21:16)
=))=))=))=))=))=)) Le kisoa marina =))=))=))=))=))=))
25. linarako2 ( 14/06/2007 12:18)
Stretch:



[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/mdr-cochon.gif[/IMG]


Toa mila mifaly toa io kisoa io izany isika,sady tsy mivaky saina no tsy mijery ny ho avy.8-)
26. cbd ( 14/06/2007 23:25)
=))=))=))=))
27. tianalala ( 05/07/2007 08:17)
za madama niteraka 2 40 taona fa manao depression mihitsy aho @ le miditra 40 taona: efa manongotra volofotsy ary efa misy kentrona ny endrika. Mieritreritra hoe afaka 5 taona izany dia 45 taona, afaka 10 taona dia ho 50 taona. matahotra ny ho faty satria mandindona daholo na tension na goutte na diabete..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0564