Paka ve = Pentecote iany?

21. marozevo ( 04/06/2007 07:30)
Misy teny mbola tsy ananantsika dikany kosa aloha eh. Ny hoe PROSOPON no nadika hoe personne ka adikantsika hoe OLONA. Fa tsy mitovy tanteraka ny dikan'ny hoe personne avy amin'ny teny hoe persona sy ny avy amin'ny prosopon. Resaka vocabulaire fotsiny... Izany hoe ny trinité dia prosopon telo fa Andriamanitra tokana.
22. johnnyandri ( 04/06/2007 08:32)
Majesty :):-*
23. niryna ( 05/06/2007 04:52)
majesty:

Johnnyandry:
Ny Fanahy masina dia ilay olona fahatelo ao amin'Andriamanitra




Ny fanahy masina tsy olona ka :D


Ny Fanahy Masina dia manana personnalite,Izy no nalefan'Atra hiaraka amintsika isan'andro,manoro antsika,miarao antsika amin'ny ratsy,malahelo izy rehefa misy zavatra tsy mety ataontsika,faly koa izy rehefa misy mpanonta iray mibebaka.Tena misy io fa mivavaha mandrakariva ary mangataha amin'Atra mba omeny ny Fanahy Masina ianao.Miteny aminao mihitsy izy.Rehefa misy zavatra ataonao dia mivavaha foana ary manontania fa omeny valim-bavaka tokoa ianao dia iny no araho.Eny mety ho sarotra be ilay izy ho an'izay olona mety tsy mahafantatra na tsy mino Azy aloha fa asa ianao raha mino.
24. ikaretsaka ( 05/06/2007 12:52)
na hoe samy "olona" aza ny fiantsoan'ny gasy azy:
dia ny iray olona (personne hoy ny vazaha)
dia ny anankiray olona (deity)
25. johnnyandri ( 06/06/2007 04:39)
:lo:-*l:Vavaka dia ampy, tsiky dia ampy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1216