hummm..........endriky ny serasera vaovao ?

21. pissoa ( 29/05/2007 19:13)
sitlo:

miandry andefasana hafatra ndray fa bonaniversera an

:b:-D:-D:-D

jereo ny hafatra lasa ohatra ange eh, dia avy eo mivoaha. Dia rehefa miditra amin'izay ianao dia tsy misyyyyyy. :°)

aaa hoa ! haiko le problem taloha iny fa tsy iny io fa hafa ! hatramin'za teto ( androany hariva) dia nisy an'io foana, fa tsy mety afaka mihitsy ! Dia efa ni-clear cache sns za fa mbola eo ihany ! :-D:-D:-D

22. tess ( 29/05/2007 19:24)
ny ahy tsy afaka mihintsy ilay hafatra voaray 1 fa efa mivoaka sy miditra dia mbola eo foana nefa tsy misy nin'inona intsony.....
23. sitlo ( 29/05/2007 19:36)
pissoa, tess> asio blanco raha izany :idea:
24. pissoa ( 29/05/2007 19:46)
:-D:-D:-D:-D:-D
25. tess ( 29/05/2007 19:54)
silto efa nasiko fa tsy mety.....fa lasa menamena foana:wink:
26. hery ( 29/05/2007 20:16)
efa vita ny momba an'iny :-)

hafa koa
27. Fiffi ( 29/05/2007 20:46)
tsara be le hafatra.....miavaka tsara....menamena sy lehibé :) (mandefa hafatra , ny titra , ny lohateny) =D=D=D
28. Fiffi ( 29/05/2007 20:49)
heu....ny momba ny namana be isa angamba no tsy mety kely....(mba manana isa 31 nefa tsy misoratra ao):oops:
29. xxx ( 29/05/2007 21:20)
Ou la la ! toa lasa isaky ny miclick ao amin'ny namana za dia mitombo 1 ny isa azoko ?! za tsy te be isa :cry::cry::cry:
30. tess ( 29/05/2007 21:38)
hery: ary tsy mandeha koa angah ilay hoe:

Handefasana imailaka rehefa mahazo hafatra : Eny
Tsia


efa nanao eny aho fa tsy misy hafatra tonga mampilaza hoe nahazo hafatra izaho any amin'ny adresse mail ko....
31. sitlo ( 29/05/2007 21:39)
Ny emoticon am hafatra koa tsy mety klikena :-D, iza moa ilay te ho admin? :-D
32. hery ( 29/05/2007 22:02)
xxx> Mbola nisy tsy nety teo ny isa fa navelako amin'io aloha. HIverina 0 rahateo io rafakampitso :-)

tess> Izaho mahazo email kanefa. Sao dia diso ny adiresy napetraka tao?

sitlo> Voahitsy ny emoticons
33. sitlo ( 29/05/2007 22:08)
tehaka tehaka
34. tess ( 30/05/2007 05:41)
andraso ndray ary aloha hatao ny deviation fa toa tsy mety ny ahy, izany hoe nosoloiko ny adresse mail ko dia izay anamba no tsy hahazahoako azy o!
35. tess ( 30/05/2007 05:42)
izany hoe niova adresse mailaka izaho dia nosoloiko nitovy amin'izay koa ny ao amin'ny momba ahy, anefa tsy mety....
36. ari.malala ( 30/05/2007 06:38)
Misaotra fa tsara b ilay endrika vaovao e!
37. ftma ( 30/05/2007 07:41)
Misaotra an'i Hery aloha manatsara azy ao e, mila mizatra fotsiny fa lasa kely koa ilay soratra ka sarotra hoanay tsy mahita tsara ny mamaky azy, misy fomba azo atao ve be ho lehibe ny soratra?
38. hery ( 30/05/2007 08:08)
ftma> Toa mitovitovy ihany ny haben'ny soratra



Ny ao amin'ny namana aza mbola somary betsaka kokoa ny elanelana.

Effet optique? :-p
39. kelly13 ( 30/05/2007 08:32)
misy zvt 1 kou hitako, ni click le oe "fanazavana" eo @ "namana b isa" aho d omeny page vaovao mangataka ny solon'anarana sy ny tenimiafina, d nataoko d nefa tsy manome na inona na inona le izy fa miverina "vide" :oops:
40. Ralay ( 30/05/2007 08:41)
ftma: Somary matsatso ilay loko dia ohatry ny hoe kely fa mitovy ihany ny habeny.Asa mila ovana angamba ny "police".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3025